kolon-tsaina

« Kitranotrano »: hanasongadina ny « diorama » i Indie sy i Yves R.

Kanto hafakely ! Mpahay zavakanto samy manana ny talenta mampiavaka azy i Indie sy i Yves Robinson. Hanomboka amin’ny talata 12 septambra izao ka hatramin’ny 21 oktobra, ao amin’ny Institut français de  Madagascar (IFM) Analakely, hifameno ireo. Tsy naka lavitra fa teto an-drenivohitra no nanaingana ny famolavolana. Tsy fahita firy ny […]

Horonantsarimihetsika: efa azon’ny rehetra jerena ny « Nampoina »

Tontosaina anio tolakandro, eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka, ny fandefasana ny horonantsary “Nampoina : Ny riaka no valampariako”, izay an’ny fikambanana Valamparihy, ho an’ny besinimaro. Ny mpianatra sy ny tanora no tena kendren’ny tomponandraikitra hahita ity horonantsary ity. Tanjona ny handefasana azy any amin’ireo Oniversitem-panjakana sy ireo sekoly maro samihafa. […]

“Sivy Mahasaky”: hisy ny seho fahatsiarovana an’i Tsilavina Ralaindimby

Tontosaina anio hariva, eny amin’ny Plaza Ampefiloha, ny fampisehoana ahatsiarovana sy hanomezam-boninahitra an’i Danaivo, Tsilavina Ralaindimby ary i Donné Sahondrafinina. Ny tarika “Sivy Mahasaky” no hamelona indray ny kanton’ireto andrarezin’ny kanto malagasy ireto. Kaloin’ireto andrarezina ireto, laroina ireo hiran’ny tarika “Sivy mahasaky” no hanakoako eny an-toerana amin’ity anio ity. Efa […]

Ireo mampateza ny sanganasany: namoaka ny tsiambaratelony i Henri Ratsimbazafy

Andrarezin’ny hira malagasy. Henri Ratsimbazafy, mpamoron-kira, mpihira, mpitendry zavamaneno… Hita ao aminy avokoa ny tontolo ananan’ny hira. Am-polo taona maro, mbola indreo fa re eo am-bavan’ny olona hatrany ny sanganasany… Gazety Taratra (*): Tany amin’ny taona firy i Henri Ratsimbazafy no niditra teo amin’ny tontolon’ny hira ? Henri Ratsimbazafy (-): Fahiny, […]