kolon-tsaina

Finoana sy fanabeazana : hitondra aim-panahy sy fahalalana ry Ny Mino

Hira evanjelika. Tonga eto an-tanindrazana ny Groupe Ny Mino. Tsy handalo fotsiny fa hanatanteraka fihaonana amin’ny mpitia kanto sy hampitombo fahalalana ho an’ny olon-drehetra maniry ny ho any ivelany. Ny talata 15 aogositra izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Am­bo­dihady Ambohimanarina. Ha­natanteraka seho evanjelika lehibe ny groupe […]

“Carnaval” lehibe tao Sambava: Tanjona ny hihoatra ny “Waka Waka Festival” any ivelany

Lanonambe ny any Sambava. Mandray ny andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ity distrika ity ankehitriny. Raikitra! “Carnaval” lehibe namakivaky ny tanànan’i Sambava no nentina nanamarihana ny fanombo­han’ny “Waka Waka Festival”, andiany faharoa, tontosaina eto Madagasikara. Loko maro sy marevaka, soradihy mirindra, fanovan’endrika isan-karazany sy izay rehetra fanao amina “carnaval” […]

Tarika rebika: hiaka-tsehatra avokoa ny mpikambana hatrizay

Hanatanteraka fampisehoana ao Antsahamanitra, ny alahady 13 aogositra 2023, ny tarika Rebika. Ho hita mandritra ity fampisehoana ity avokoa ny mpikambana nandrafitra ny tarika hatramin’izay. Fampisehoana natao ho an’ny rehetra no nomanin’ny mpikarakara sy ny tarika, miaraka amin’ny hira nankafizana ny tarika Rebika. “Vonona tanteraka ny tarika hitondra seho mahafinaritra […]

Vanim-potoana fialantsasatra: mitombo ireo liana amin’ny haikanto sy kolontsaina

Niakatra, raha oharina amin’ny mandavan-taona, indrindra tato anatin’ny 2 taona farany, ny isan’ny ankizy sy tanora liana amin’ny haikanto sy kolontsaina samihafa, ao anatin’ izao fialantsasatra izao, araka ny voalazan’ny tomponandraikitra isaky ny ivontoerana. Nitombo isa ny mpikambana na mpianatra eny anivon’ny ivontoerana kolontsaina sy fianaranana zavamaneno sy dihy anatin’izao […]