Tontosaina eny amin’ny Arena Ivandry, ao anatin’ny fe-potoana hanatanterahana ny lalaon’ny Nosy, ny « Volet jeunesse ». Ankizy sy tanora 14 hatramin’ny 25 taona, 14 isa avy, avy amin’ny firenena fito no hifandimby handray anjara amin’izany. Marihina fa tsy fifaninanana no atao fa hetsika entina hanamafisana ny fifandraisan’ireo tanora avy […]
kolon-tsaina
Tsy ampy fototra iaingana: mila mahay tantara ny Malagasy
Nandalo vanim-potoana lehibe maro i Madagasikara sy ny Malagasy. Mbola manako amin’ny ankehitriny izy ireny. Tao ny namelatra holatra fa nisy ihany koa ireo sarotsaro-pantarina ihany ny tena zava-nitranga marina. Tantara avokoa izany… Mila hay sy fantatra ! Ny ankamaroan’ny tantaran’i Madagasikara, vahiny no nanoratra azy. Ny ankabeazany, voatahiry any ivelany. […]
Mpilalao tantara amin’ny radio: hiaka-tsehatra eny Ambatomirahavavy ny Iray Fy’Art
Hitohy eny Ambatomirahavavy indray ny seho hotanterahin’ny tarika Iray Fy’Art. Hatao ny sabotsy 9 septambra izao izany, eo amin’ny kianjan’ny CEG eny an-toerana, manomboka amin’ny 1 ora sy sasany. Holalaovin’ireto mpilalao tantara amin’ny radio ireto eny an-tsehatra amin’izany “Ny herin’ny vola”, nosoratan’i Niravo Randria. Ahitana taratra ny fiainana andavanandro ifanjevoan’ny […]
Rovan’i Madagasikara : azo vidina amin’ny « Ticket place » ny tapakila
Tonga nijery ny fizotran’ny fampiasana ny tapakila nomerika, amin’ny fidirana eny amin’ny Rovan’i Madagasikara, Rakotondrazafy Lalatiana, minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina. Nanomboka omaly ny fampiasana ity fomba fiasa vaovao ity. « Fanomezana endrika tsara sy fanamorana ary fampirindrana ny fitsidihina ity vakoka manana ny maha izy azy ity no tanjona […]
« Festival Temps Fort Danse » : fotoan-dehibe ho an’ny mpandihy ny hetsika
Hianoka hetsika goavana ny fianakaviamben’ny mpandihy, afaka andro vitsy. Fifampizarana fahaiza-manao sy traikefa, seho goavana sy fampianarana. Ireo no handrafitra ny 3 herinandron’ny hetsika. Tontosa omaly, teny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny mahakasika ny « Festival Temps Fort Danse 2023”. Eny […]





