Tao anatin’ny hafaliana ny nankalazana ny nahazoan’i Michèle Rakotoson ny « Prix Orange de Livre d’Afrique » andiany fahadimy. Mitohy ny ezaka ary misokatra ho an’ny rehetra ny fiaraha-miasa amin’ny fampiroboroboana ny boky sy ny vaky boky. Tontosa omaly, teny Ankorondrano, ny lanonana fankalazana ny nahazoan’i Michèle Rakotoson, ny amboaran’ny « Prix Orange […]
kolon-tsaina
Liva Ramorasata: andrarezin’ny mozika malagasy
Liva Ramorasata, mpahay kanto manana ny maha izy azy eo amin’ny mozika, indrindra ny piano. Mpampianatra ary mpikaroka eo amin’ny sehatry ny mozika ihany koa izy, ankoatr’izay. Efa ampolo taonany maro no nanaovany izany asa izany ary mbola mitohy ankehitriny. Maro ny mpitendry mozika manana ny maha izy azy novokariny. […]
Ludysoa sy Nathan: niara-paly tamin’ny mpankafy azy ny tarika Soa
Fotoana mamy nifampizarana hafaliana sy nihaonana, teo amin’ izy miandahy sy ny mpankafy azy, ny teny amin’ny CCEsca Antanimena. Nahafinaritra tokoa ny seho nomen’izy ireo ny mpankafy ary nahitana kanto maroloko samy nanana ny maha izy azy. Tontosa teny amin’ny CCEsca Antanimena, ny sabotsy 20 mey 2023, ny fampisehoana tokana […]
Krizim-piarahamonina
Hatramin’izao, misy hatrany ny misisika sy mikiry biby ny amin’ny tokony hanaovana fikaonandoham-pirenena hidirana amin’ny fitondrana Tetezamita. Eny, na efa samy naneho hevitra aza ny ankamaroan’ny mpanao politika. Na eo anivon’ny fitondrana sy ny mpomba azy io, na ny eo amin’ny fanoherana. Samy miaiky sy manaiky ny maro fa tsy […]
«Festival» any Italie : loha-lisitra amin’ireo mpanakanto Rajery
«Festival internazionale delle Abilità Differenti». Io no anaran’ilay hetsika goavana hatao any Carpi, Italia, rahampitso alahady 21 mey. Nampita vaovao avy any an-toerana Rajery, izay Malagasy mpanakanto anisan’ireo loha-lisitra amin’ity hetsika ity. “Natao hanehoana ny talentan’ireo olona manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina nefa tena mahavita zavatra mahavariana ny hetsika. Hizara […]




