kolon-tsaina

Fanabeazana sy kolosaina : Miamboho adidy ny ray aman-dreny

Amin’ny ankapobeny, ni­hemotra ny fananana ilay fanahy maha olona ao amin’ny Malagasy. Tsy ilaina mari-pandrefesana na tarehimarika avoakan’ny vahiny, hoenti-manamarina izany. Tsy hain-dry zareo rahateo ny fonosin’io fahendrena malagasy io. Anisan’ny antony lehibe niteraka io fihemorana io ny na­taon’ny ray aman-dreny niteraka. Miamboho adidy manoloana ny fanabeazana ny zanany izy […]

Fahaiza-mamaky teny frantsay : Raikitra ny « Championat de lecture » 7

Hotanterahina ny 15 febroary ka hatramin’ny 5 marsa izao, ao amin’ny Alliance Française Antananarivo Andava­mam­ba ny « Championat de lecture », andiany faha-7. Fifani­nanana hitiliana izay mahay mamaky teny frantsay. Mizara sokajy telo ny mpifaninana. 9 ka hatramin’ny 12 taona. 13 taona ka hatramin’ny 17 taona ary ny mihoatra ny 18 taona. […]

“Mondiacult 2025”: Hamaritra ny politikan’ny kolontsaina maneran-tany

“Inona no entin’ny kolontsaina amin’ny fampandrosoana maharitra?”. Lohahevitra iray lehibe, iompanan’ny “Mondiacult 2025” io. Hanana anjara amin’izany Fikaonandoha izany i Madagasikara. Fotoan-dehibe ho an’ny sehatry ny kolontsaina maneran-tany. Hotonto­saina ny 29 septambra hatramin’ny 1 oktobra izao, any Bar­celone, Espagne, ny “Mondia­cult 2025”. Fihaonana an-tampony lehibe indrindra, hamaritana ny politikan’ny kolontsaina […]

TARATRY ny KANTO

Faha-10 taonan’ny Festival Striratry”, antsoina ireo mpanakanto te handray anjara. Fotoan-dehibe ho an’ny zavakanto an-tanàn-dehibe ao Antsiranana izy ity, izay hiditra amin’ny andiany faha-10. Antsoina, araka izany, ireo mpanakanto sy mpanan-talenta mba hanatitra ny taratasy fisoratana anarana any amin’ny Alliance Française Antsiranana. Mety foana na mpanao hosodoko, mpaka sary, mpanao […]

Fanatontosana sarimihetsika : Sarotra indrindra ny fanoratana ny tantara

Maro ireo nanonofy nanatontosa sarimihetsika. Maro ireo manan-kevitra hanaovana sarimihetsika iray. Fa mbola sarotra lavitra, tsy araka izay hiheveran’ny maro azy ny asan’ny mpanoratra ny tantara. Io ny tena fototry ny sarimihetsika. Fanomezana aina ilay tantara ny aorian’izay. Matetika tsy mipetraka araka ny tokony ho izy anefa io asan’ny mpanoratra […]