kolon-tsaina

« 2 corns »: seho hanampiana ireo farahidiny

“Lehilahy iray no maty novonoina satria tratra nangalatra katsaka roa tany Ambo­sitra…”. Io vaovao notaterin’ny “Malagasy news”, ny 24 febroary, io no niteraka fanehoan-kevitra maro tamin’izany… Tsy vahaolana amin’ny hanoanana ny halatra, kanefa vidin’ny aina ny katsaka roa? Noho izay fahatsapana ny fitontongan’ny fiainan’ireo mpiara-monina farahidiny izay no nampifanatona ireo […]

Fanoratana sy famoronana : hisy ny atrikasa iarahana amin-dRalantoaritsimba Nirina

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny atrikasa mahakasika ny fanoratana, karakarain’ny Academie Nationale des Arts et de la Culture , ANAC, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Atrikasa natao ho an’ny mpanoratra sy ny maniry hiditra eo amin’ny sehatry ny fanoratana izy ity. Ralantoaritsimba Nirina, mpanoratra sy […]

Ambohitrimanjaka : nisy ny fanaovana santa-bary

Nanatontosa ny Alaha­ma­dibe ihany koa ny teny Am­bo­hitrimanjaka. “Alahamadibe Ambonivohitra Ambohitri­man­jaka, Efa-dray Efa-dreny” no niantsoana azy. Ny Zana­drano mpitana fomba, niaraka tamin’ny fikambanana samihafa avy eny an-toerana no ni­karakara ny hetsika. Nam­pia­vaka ny teny Ambohitri­man­jaka ny fisian’ny santa-bary. Nandritra ny Alahama­dibe, nisy ny fanaovana ny santa-bary sy ny famerenan-kasina natao […]