Tontosa ny fandraisana ny sary sy ny feo. Tafavoaka ny DVD renihira an’ny tarika Dadalora Manalalondo. «Ito ny vokatra voalohany DVD renihira navoakanay ho an’ity andrarezin’ny hiragasy ity. Goavana be ny tarika Dadalora Manalalondo eo amin’ny hiragasy. Lehibe tahaka izany koa ity DVD renihira ity satria fitaovana anisan’ny tsara no […]
kolon-tsaina
“Dictée de la Francophonie”: efa manana ny toerany ny teny frantsay
“Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa ho feheziko”. Efa mahafehy ny teny frantsay tokoa raha ireo mpifaninana taminy ity hetsika ity, indrindra ny ankizy. Miezaka hatrany ny tomponandraikitra mampiakatra ny lentan’ny fifaninanana hahatsaratsara kokoa izany. Tontosa ny 27 marsa 2023, teny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo Andavamamba, ny famaranana ny fifaninanana […]
« Week-end of Rock » : homena sehatra ireo tanora mpivoy metal
Telo andro hoan’ny rock ranofotsiny. Izay no tanjona amin’ny hetsika “Week-end of Rock”, izay hotontosaina eny amin’ny Poony Logde Iavoloha, ny 31 marsa, 1 ary 2 avrily ho avy izao. “Hanomezana sehatra ireo mpanakanto tanora, mba hahitantsika koa hoe manao ahoana moa ny rock sy metal amin’izao fotoana izao? Na […]
« The Voice » – « Euro Vision »: hisehatra eto Madagasikara i LudySoa sy Nathan!
Efa ela no niandrasana azy! Izao kosa vao ho tontosa ny seho izay hataon’ny Soa, misy an’i LudySoa sy Nathan, aty an-tanindrazana… Tsaroanareo ve, i LudySoa sy i Nathan? Izy mianadahy ireto ilay nampientanentana ny fon’ny Malagasy manerana izao tontolo izao, nifaninana tao amin’ny “The Voice France” ny taona 2020. […]
Slam Mastering Contest : mitarika vonjimaika i Sensei
Azon’i Sensei na i Mathieu Aina Sitraka, ny laharana voalohany vonjimaika, taorian’ny fihodinana voalohany tamin’ny “Slam Mastering Contest”, notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo. Tamin’ny isa 29.2 no nahazoany izany laharana izany. Raha tsiahivina, mpanao Slam efa matihanina miisa 5 no mifaninana ao anatin’ity fifaninanana ity. Hanentana ireo hetsika Slam, […]




