Ny mpanakanto manao hira toy ny ahoana no be mpankafy? Ny fijerena ny fironana amin’ny tsenan’ny mozika ihany no mahavaly izay. Ny tsapa aloha, na vetivety aza ny fiakarana amin’ny laza, sarotra kosa ny mitazona izany anatin’ny taona maromaro. Mila mahafehy ny tontolon’ny tsena ireo mpanakanto mpihira. Asa ny maha […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Hifarana ny 1 marsa izao ilay fampirantiana “Memoria : récits d’une autre histoire”, etsy amin’ny Fondation H Analakely. Hisy ny velakevitra manodidina ny fampirantiana, izay hotarihin’ny profesora Ravelomanana Jaqueline, manam-pahaizana momba ny tantara, sy i Céline Seror, niandraikitra ny fampirantiana. Arahina atrikasa manodidina ny fanangonana ireo tadidy hirakitra ho tantara izany. […]
Henri Ratsimbazafy: Hiaka-tsehatra indray atsy La Réunion
Ny taona 1963 no namoaka ny kapila mirakitra ilay hira « Le lamba blanc » i Henri Ratsimbazafy. Hira mirona amin’ny gadona sega sy amin’ ny teny frantsay, izay miendrika pi-maso amin’ireo atsy amin’ ny Nosy rahavavy. Nanamafy izany ny namerenan’ ireo mpanakanto renioney maro ity hira ity, ka nalaza indrindra tamin’ireny […]
Madagasikara – Japon: Hisy fifanakalozana kolontsaina
Hotanterahina ao amin’ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin’i Madagasikara sy i Japon. Ny 22 febroary izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora maraina, eo amin’ny « gradin ». Fanehoana fahaizana sy fampahafantarana ny soratra japoney hotanterahin-dRtoa Kouka Awazu. Hanomboka amin’ny 10 ora sy sasany ka […]
Fanabeazana sy kolo saina : Mila amboarina hatrany ifotony ny fampianarana
Matoa vanona ny firenena iray. Manan-taranaka vanona izy izay. Matoa manan-taranaka vanona. Manana ray aman-dreny sy mpanabe ary mpananatra vanona. Tsy voatazon’ny Malagasy anefa izany. Taranaka tsy vanona. Tsy mataho-tody. Tsy mahalala fomba… Saika isaloran’ny ampahana Malagasy ireo mpamari-toetra ireo. Nandray anjara lehibe tamin’izany famotehana ny taranaka izany ny tontolon’ny […]