Azon’i Sensei na i Mathieu Aina Sitraka, ny laharana voalohany vonjimaika, taorian’ny fihodinana voalohany tamin’ny “Slam Mastering Contest”, notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo. Tamin’ny isa 29.2 no nahazoany izany laharana izany. Raha tsiahivina, mpanao Slam efa matihanina miisa 5 no mifaninana ao anatin’ity fifaninanana ity. Hanentana ireo hetsika Slam, […]
kolon-tsaina
Horonantsary “Fahavalo : zava-dehibe ny fahafantarana ny tantaram-pirenena
Vitsy ny tanora sy ny ankizy no tena mahafantatra ny tantaran’ny tolom-panafahana. Maro ny ezaky ny tomponandraikitra amin’ny fampahafantarana izany, indrindra ny eo amin’ny tontolon’ny horonantsary. Hotontosaina, anio, eny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola, ny fandefasana ny “Fahavalo”, horonantsary mampahatsiaro sy mitantara ny zava-nisy nandritra ny tolom-panafahana 1947, notontosain’i […]
Hiragasy : namoaka DVD i Dadalora Mandiavato
Niavaka noho ny fahita hatramin’izay ! Io no nambaran’i Dadafara Lt Production, omaly, nandritra ny famoahana ny rakitsary (DVD) an’ny tarika Dadalora avy any Mandiavato. « Niavaka teo amin’ny fandraisana ny sary sy ny feo ary ny fanatontosana izy ity satria nokajiana fatratra tamina fitaovana tsara kalitao », hoy i Dadafara. Nambarany fa […]
Rakikira vaovao : « Ravitoto », anehoan’i Bolo ny tsiron’ny mozikany…
Vita ihany ! Tsy noteren-ko masaka anefa, fa narahin’i Bolo tamin’ny onjany teny. Nisy “Noana” ireo efa ela niandrasana, kanefa afa-po rehefa avy nianoka ny “Ravitoto”, rakikira voalohan’i Bolo. Tsia, tsy resaka sakafo akory ilay « Ravitoto ». Eny, misy idirany ihany koa anefa… Rehefa noketrehina ela, masaka ny “Ravitoto”, rakikiran’i Bolo voalohany, izay […]
Hay kanto : misongadina hatrany ny mpianatry ny Anac
Notanterahina ny alahady 26 marsa 2023, teny amin’ny Ivokolo Analakely ny fampisehoana mozika sy dihy , niarahana tamin’ny mpianatra nivoaka teo anivon’ny Academie Nationale des Arts et de la Culture (Anac). Ny tarika Maf’Be no niandraikitra ny fampisehoana teo amin’ny dihy, raha ny Voa’Art kosa no teo amin’ny lafiny mozika. Tanjona […]





