Manana ny mampiavaka azy manoloana ny an’ny hafa ny kolontsaina malagasy. Tao anatin’ny fotoana naharitra, niezaka ny nanimba izany ny vahiny sy ireo Malagasy saribakoliny. Hanao ahoana ny mety hanjo azy ity atsy ho atsy ? Tsy lavaka tsotra intsony fa efa hantsana lalina no ivarinan’ny kolontsaina malagasy amin’izao vanim-potoana izao. […]
kolon-tsaina
Hitohy ny fankalazana… Ho tsangambaton’ny faha-55 taonan’ny TVM ny “Havoria”
Feno 55 taona tamin’ny asabotsy lasa teo ny Televiziona Malagasy (TVM). Fanombohana ny fankalazana ihany iny, fa ny fitokanana ny “Havoria” no ho ivony, amin’io taona hitsidika io. 55 taona, nanamarika vanim-potoana maro. Mpandray anjara feno tamin’ny tantaram-pirenena ihany koa ny Televiziona Malagasy, nandritra izay fotoana izay. Niavaka ny fanamarihana […]
“Miss Madagascar 2023”: ho fantatra amin’ny faran’ny taona ny mpifaninana rehetra
Ny fiafaran’ny volana desambra 2022 no hahafantarana ny mpandray anjara rehetra amin’ny fifaninanana “Miss Madagascar 2023”, araka ny nambaran’ny ny mpikarakara. Faritra vitsy sisa no mbola ao anatin’ny fifaninanana ahafantarana ny ho solotenan’izy ireo. Ny faritra 23, miampy ny diaspora no andrasan’ny mpikarakara hifaninana ao anatin’ny “Miss Madagascar 2023”. Vatany […]
Tezitra ny mpankafy: lasa resa-be ny sehon’ny “Star academy”
Nihira ny hira “Ne partez pas sans moi” ireo mpianatry ny « Star Academy »Ny asabotsy 24 desambra lasa teo, tamin’ny fandaharana manokana « Les 12 coups de Noël » tao amin’ny TF1. Saingy tsy naharesy lahatra ny mpampiasa aterineto ny zava-bitan’izy ireo, tamin’ny “playback”, diso fanantenana tsy nahita ireo […]
Seho feno fihetseham-po… Nanjakan’ny firaisankina ny “Noely Fihobiana”
Seho tsy nisy vidim-pidirana, saingy seho tena matihanina. Izay no azo hamaritana ny “Noely Fihobiana”, notontosaina ny zoma tolakandro teo, tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena, Mahamasina. Nanjakan’ny firaisankina tanteraka, satria izay tokoa no tanjon’ny Sampana Tanora Kristianina (STK) foibe avy eo anivon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), […]




