kolon-tsaina

« Réveillon 2022 » : Maro isafidianana ny tolotra homen’ireo mpanakanto

Misy maro, arakaraky ny fahefa-manaon’ny tsirairay ny fety hamaranana ny taona 2022 sy handraisana ny 2023. Ankoatran’ireo hisafidy ny hijanona an-trano miaraka amin’ny fianakaviana, ireto misy tolotra maromaro iarahana amin’ireo mpanakanto malaza ,ny alin’ny 31 desambra. CCI Ivato –“Golden Hour” Anisan’ireo fety malaza indrindra hamaranana ny taona ny “Golden Hour”, […]

Hatsikana: hisy ny seho “Stand Up” hamaranana ny taona

Hanatanteraka fampisehoana “Stand Up”, eny amin’ny “Madagascar Un­der­ground” Antsa­ha­vola, ny asabotsy 31 desambra 2022, i Raytra Belaw’Yck sy ny namana mpanao hatsikana miaraka aminy. Hanomboka amin’ny 4 ora hariva ny seho. Fam­pi­sehona iarahan’ny “Gasy Stand Uppers” sy ny “Be tige Comedy” izay samy vondrona mpanao “Stand Up”. Hiverina indray ny […]

Nomamoina, nobaboina, nobadoina: norarana fatratra ny fisotroana toaka

Taorian’ny fidiran’ny vahiny teto Madagasikara, maro ny zavatra niova. Saika nahitana izany avokoa ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy. Amin’ny ankapobeny, nahita ny tsy fahita, naheno ny tsy faheno, nihinana ny tsy fihinany, nisotro ny tsy fisotrony. Nisongadina be io isaky ny mitotorebika amin’ny fetim-bahiny… Nibahan-toerana ny fibobohana toaka ! Raha ny voalazan’ny tantara, […]

Hatsikana: hanome fahafaham-po ny mpankafy i Sombiniaina

Hanatanteraka fampisehona hatsikana, ny zoma 30 desambra 2022, eny amin’ny “Food Court – Le Colisée” Ampasanimalo, Ranarivelo Sombiniaina, fantatra amin’ ny anarana entiny miantsehatra hoe Sombiniaina. Hetsika karakaraina trano fisakafoanana iray eo an-toerana Ha­nom­boka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana, ahitana ny seho hatsikana maro nampiavaka sy nahafantarana ity mpanakanto […]