kolon-tsaina

Tontolon’ny hatsikana: isan’ny hiatrika ny « Prix RFI Talents de rire 2022 » i Sombiniaina

Nivoaka ny zoma 2 de­sambra 2022 ny lisitry ny mpandray anjara hiatrika ny “Prix RFI Talents de rire 2022” andiany faha-8. Voa­fidy ho isan’ny mpifaninana 10, hiatrika izany i Sombi­niaina na Ranarivelo Som­biniaina, mpanao hatsikana malagasy. Fifaninanana ho an’ny mpanao hatsikana mo­nina aty amin’ny faritra Afri­ka, miteny frantsay sy ny […]

Foiben’ny arsivam-pirenena : horesahina ny mpitsidika ny mozea

Anisan’ny fiovana lehibe amin’ny fomba fiasan’ny foiben’ny Arsivam-pirenena eny Tsaralalana ny fanatanterahana tsy miato ny «Atri­kasa 2022». Lohahe­vitra sy mpandaha-teny maro no efa nifandimby nanatontosa iza­ny. Ho an’ny 9 desambra izao, hifantoka amin’ny «Ny mpitsidika ny mozea sy ny asa fikajiana ny vakoka» ny velakevitra hoentin-dRaza­findramboa Marie Hortense, mpitahiry vakoka. […]

Tantara fihaino …: hanatanteraka « Pao-tsatroka » ny VMT

Mitohy hatrany ny fanandratana ny literatiora mala­gasy, Hanatanteraka hetsika «Pao-tsatroka» ny V.M.T Vondrona mpiangaly ny tantra, ny 09 desambra 2022 ho avy izao, manomboka amin’ny 02 ora ao amin’ny Tra­nom­bokim-pirenena Anosy. He­tsika natokana hanandratana ireo olobe mpilalao, na mpanoratra na mpanatontosa tantara izany. Amin’ity indray mitoraka ity dia Ra­minosoa Jacques […]

Kolontsaina malagasy: maro ny miezaka mamelona ny fifampitsimbinana

Maro ny kolontsaina malagasy efa very nanoloana ny firoboroboan’ny teknolojia sy ny fanatontoloana. Isan’izany ny fifampitsimbinana. Lasa samy maka ny azy sy manao izay hivelomany ny tsirairay. Izany rehetra izany no nanosika ny fikambanana Soro­ptimist International Club Antananarivo Mandrosoa, mitsinjo sy manampy ny olona sahirana. Tanjon’ny fikambanana ny hitsimbina sy […]