Nandalo tany amin’ny distrikan’i Marovoay sy ny kaominina Ankaboka ny delagasiona notarihin’ny Filoha Rajoelina omaly namangy ireo traboina any an-toerana. Nanolotra fanomezana ho an’ ny traboina, vary sy kojakoja samihafa . Hatramin’ny ben’ny Tanàna ao Ankaboka nahazo moto sy ordinatera, ny mpamboly nomena masomboly. Tsy mahagaga raha nolazaina fanombohan’ny fampielezan-kevitra ny […]
kolon-tsaina
Fifaninanana horonantsary : manomboka ny FIFF andiany fahatelo
Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny “Festival International des Films des Femmes de Cotonou” na FIFF. Fifaninanana karakarain’ny Association EcranBénin, ho an’ny Vehivavy Afrikanina mpamokatra sy mpanatontosa sarimihetsika. Misokatra manomboka izao ary tsy hifarana raha tsy ny 30 aogositra 2023 ny fisoratana anarana. Lohahevitra amin’ity hetsika lehibe ity ny hoe “Ho […]
“Mozika, mozikako !”: hanasa an’i Fanja Andriamanantena i Silo
“Mozika, mozikako…”. “Hira noforoniko hohirain’i Silo. Matsiro sy mamy toy ny vary tondrahan-tantely…”, hoy ny filazan’i Fanja Andriamanantena azy. Io lohatenin-kira io koa mantsy no nosafidian’i Silo hitondrana ny fampisehoana manaraka, izay hotontosainy ny zoma 24 febroary izao, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva, etsy amin’ny Plaza Ampefiloha. “Hizarako […]
Hetsika ho an’ny tanora : tafaverina ny “Slumourap”
Hotontosaina ny 11 febroary 2023, eny amin’ny Madagascar Underground Antsahavola, ny hetsika “Slumourap”. Hetsika iarahan’ny mpanao hatsikana Stand up sy ny mpankafy mozika rap ary ny mpanao Slam. Fikambanana maro, misehatra eo amin’ny tontolon’ny hatsikana sy ny rap ary ny Slam no hiara-misalahy hanatanteraka ity hetsika ity. Efa misokatra ny […]
Famaranana ny faha-30 taona: hanatanteraka seho lehibe ny Tanora Masina Itaosy
Iray amin’ireo antoko mpihira manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny hira evanjelika eto Madagasikara ny Tanora Masina Itaosy. Lalan-davitra rahateo no efa vita. 30 taona nomarihina tamin’ny alalan’ny hetsika maro. Hofaranana, rahampitso, etsy amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, ireo hetsika rehetra nentina nanamarika ny faha-30 taonan’ny […]





