Araka ny efa nampoizina, nahaliana olona maro, mpianatra, mpampianatra, mpankafy literatiora sy mpikaroka isan-karazany ny hetsika “Vahindanitra” notanterahin’i Riva, ny zoma 2 desambra teo tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Ankoatra ny seho an-tsehatra, nomarihina tamin’ny tsangambato famoaham-boky “Vahindanitra” izany. I Mampandriniaina Manitra teo amin’ny fanentanana. Namelona ny seho tamin’ny fiantsana ry […]
kolon-tsaina
Tsiahy Kaiamba: nafana ny hetsika, vitsy ny mpijery
Nihaona tamin’ny mpankafy azy, tetsy Antsahamanitra, omaly tolakandro, ny tarika Kaiamba. Seho nokarakarain’ny avy ao amin’ny Baobab Prod. Nafana ny hetsika na dia vitsy aza ny mpijery tonga teny an-toerana. Saika tazana teny an-toerana avokoa ny sokajin-taona rehetra. “Tsy lefy laza ny tarika Kaiamba, fa mbola manana ny mampiavaka azy”, […]
Inalco – Havàtsa-Upem: nomarihina ny «Andron’ ny haisoratra malagasy»
Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-70 taonan’ ny Havàtsa-Upem. Nomarihina, ny 3 desambra teo, tao amin’ny Inalco Frantsa (Institut national des langues et civilisations orientales) ny «Andron’ny haisoratra malagasy». Anisan’ny nomena lanja lehibe ny maraina ny tantaran’ny haaisoratra mifandraika amin’ny tantaram-pirenena, notanterahin’i Hajaina Andrianasolo, filohan’ny Havàtsa-Upem manontolo. Tafiditra tao anatin’izany […]
Fampisehoana « Misy antony »: Babon’i Rija Ramanantoanina sy Lalatiana ny mpijery marobe
Na dia efa ela nisiana aza, mbola tsy lefy laza eo amin’ny kanto malagasy i Rija Ramanantoanina sy Lalatiana sy ny kanto ataony. Mbola maro mpankafy ary ao am-bavan’ny maro ny hiran’izy ireo. Tontosa, omaly, teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Imahamasina, ny «Misy antony», fampisehoana niarahan’i Rija Ramanantoanina sy […]
Nanahirana ny fitsarana : fantatra ny hiatrika ny famaranan’ny “Slam national” andiany faha 13
Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny naoty sy ny anaran’ireo hiatrika ny famaranana, ny asabotsy 3 desambra 2022, eny amin’ny “Institut Français de Madagascar” na IFM. Miisa 7 ireo hiatrika izany famaranana izany, ahitana ny solontenan’ny Antananarivo, Toliara, Antsirabe, Toamasina ary Mahajanga. Ny «Festival international de Slam Poesie» andiany faha13 […]




