Manoloana ny toe-draharaha ara-pahasalamana nampanahy any amin’ny kaominina Ambanivohitr’Ampasinambo – Fasintsara. Efa ao anatin’ny fanomanana sy fivoriana maika ho fandrindrana ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny alalan’ireo sampan-draharaha voakasika ao Ifanadiana. Araka ny tatitra voaray teny ifotony, 18 ny fahafatesana voarakitra tao Fasintsara, raha 18 kosa tao Ampasinambo, ka 14 fahafatesana teny […]
Taratra
Maison de l’autisme Ampandrana : Miisa 40 ny zaza nahatilina fambara
Eto Madagasikara, mbola sarotra ny fisitrahana tolotra fitsaboana manokana ny Autisme. Vokany, maro ny fianakaviana manana zanaka autiste na misy fikorontanana eo amin’ny fivoaran’ny atidoha mila izany no sahirana. Manoloana ny olana, nanao laharam-pahamehana ny fahazoana mitsirika mialoha ahafahana manome torolalana ny fianakaviana ny fikambanana Mouvement pour la différence (M4D). […]
Tetikasa Manehoa: Tafajoro ny Vovonana eto Analamanga
Tafajoro ny faran’ny herinandro, teto Antananarivo, ny Vovonana ivondronan’ny mpisehatra rehetra anatin’ny haino vaky jery amin’ny haitaky ho an’ny fahalalahana maneho hevitra, eto amin’ny faritra Analamanga. Vovonam-paritra fahadimy niorina izany taorian’ny tany Vakinankaratra, Matsiatra ambony, Atsimo Atsinanana ary Anosy. Ho sehatra ifanakalozan-kevitra iarahan’ny mpanao gazety, ireo rafi-panjakana mpandrindra, sy ny […]
Tetikasa Sekoly Yas : Afaka mandray mpianatra 300 ny Lycée etsy Alakamisy Fenoarivo
Dingana vaovao amin’ny fanohanana ny fanabeazana eto Madagasikara no notanterahin’ny Fondation Axian, niaraka tamin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, tamin’ny fitokanana ny Lycée Alakamisy Fenoarivo. Ny Lycée etsy Alamakisy fenoarivo, izay notokanana ny faran’ny herinandro teo no lycée faharoa naorin’ny Fondation Axian eto Madagasikara, taorian’ny Lycée Mitsinjo, any amin’ny faritra Boeny. Izy ihany […]
Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina: Nanamafy ny fitiavan’ny mpijery azy ny Reko
Feno ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina etsy Imahamasina, omaly. Tonga marobe ny mpijery. Voatazon’ny Reko hatrany ny fitiavan’ny mpankafy zavakanto azy ireo. Karazany fanamafisana izany ny zava-nisy teny an-toerana nandritra ilay seho lehibe notanterahin’ity tarika ity. Maro an’isa kokoa ireo tanora tonga nijery. Tsy nitsahatra nihira izy ireny. Tsy […]




