Taratra

Lemaka Dabara: Ho voajary ny velarantany 20 000 ha

Anisan’ny lehibe indrindra eto Madagasikara ny tohodrano any Dabara. Hampitombo ny voka-bary sy ny fambolena samihafa ny fahavitany. Nidina ifotony tany amin’ ny faritra Menabe sy Melaky ny minisitry ny Fambolena sy fiompiana (Minae), ny herinandro lasa teo. Anisan’izany ny lemak’i Dabara Morondava, faritra Menabe, manondraka velaran-tany 12 000 ha, amin’izao […]

Hampandrosoana an’i Madagasikara: Mila hiverenana ny famokarana eny ifotony

Fomba iray entina mam­pandroso ny firenena malagasy ny fanomezan-danja ny sehatry ny famokarana. Nanam­bara ny depiote Rajeri­son Antoine fa tokony hiezaka ny mpitondra hamerina izany fa tsy hanafatra entana lava any ivelany. “Mila hiverenana ny famokarana raha mieritreritra ny ham­pandroso an’i Madagasikara sy ny vahoaka malagasy ao anatiny”, hoy ny […]

TARATRY ny KANTO

Rahampitso amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Hisantatra ny seho ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Jazz@To­ha­tohabato ny « Jazz Kids ». Ireo ankizy efa ao anatiny sy ireo maniry ny hiditra ao amin’ny tontolon’ny jazz no hiaka-tsehatra eny an-toerana. Hanana endrika fifanakalozana ity seho ity, satria, samihafa ny toerana na foibe na […]

Lalao “Tekken 8” : Tafiditra ho anisan’ny mpiady i Miary Zo, Malagasy

Marina fa tsy tena izy, saingy izao vao hisy mpiady afrikanina, indrindra fa hoe Malagasy, amin’ny lalao “Tekken”. Hafaliana ny an’ny mpankafy rehetra raha nahalala fa tafiditra i Miaro Zo, izay efa malaza sahady. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy “jeux videos”! Sambany teo amin’ny tantara, indrindra anatin’ny “Tekken” no misy […]