Voasambotry ny mpitandro filaminana ao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga ny roa lahy nikasa hanondrana biby arovana sy ahina ho lany tamingana, omaly. Nataony tao anaty harona ny karazan-gidro atao hoe Tsibaka miisa folo niampy sokatra Radiata 78. Nentina tamin’ny bajaj ireo entana ireo. Notanana vonjimaika ny mpitondra ilay Bajaj sy ny […]
Taratra
Hala-jaza teny Ambohimahitsy : Vehivavy roa naiditra eny Antanimora
Niakatra fampanoavana omaly, ireo vehivavy miisa roa voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fahaverezan’i Tanyah kely, ilay hita faty teny Ambohimalaza. Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora, omaly, ny ramatoa miisa roa voasaringotra tamin’ny hala-jaza niharo vono olona teny amin’ny fokontany Ambohitremo, kaominina Ambohimalaza. Niray tendro tamin’ny famolavolana ny teti-dratsy rehetra namonoana an’i […]
« Ma-Hery Futsal » : Hahazo lelavola 2 tapitrisa Ariary ny tompondaka
Hotontosaina ny 1 hatramin’ny 7 septambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianjan’ny Ankoay Ankorondrano, sy eny amin’ny Gymnase Mahamasina, ny fifaninanana « Ma-Hery Futsal ». Fifanintsanana izay karakarain’ny Fief Mada ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Oniversite rehetra na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana. Araka ny fanadihadiana natao tamin’izy ireo, omaly, tetsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy anio, eny amin’ny “Village touristique” Mahajanga, ny fifaninanana nasionaly Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires), ho an’ny taona 2025. Hitohy avy hatrany amin’ny fivoriana ara-teknika izany aorian’izay. Nanomboka omaly 31 jolay ary hitohy anio sy rahampitso, any Fianarantsoa, ny “Challenge de Betsileo”, taranja karate. […]
Tsipy kanetibe : Hahemotra ny fifaninanam-pirenena
Raha ny fandaharam-potoana eo anivon’ny Federation sport boule de Madagascar (FSBM), tokony hotanterahina manomboka anio zoma 1 ka hatramin’ny alahady 3 aogositra ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ho an’olo-tokana, lahy sy vavy. Voatery hahemotra amin’ny fotoana manaraka anefa izany noho ny vesatry ny fikarakaran’ny FSBM ireo […]




