Niakatra ho 40 000 Ar ny vidin’ny saribao iray gony eto Antananarivo, tamin’iny volana jolay iny. Nilaza ireo mpivarotra izay mpanafatra saribao avy any Moramanga fa teo amin’ny 35 000Ar teo foana no fangalan’izy ireo ny iray gony teo aloha saingy tafakatra ho 40 000 Ar izany amin’ izao fotoana […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Misy Malagasy efatra tratran’ny famarinan’ olona any Cameroun amin’izao fotoana izao. Efa miresaka ny tomponandraikitry ny fanjakana roa tonta momba io raharaha io, hoy ny solontenan’ny OIM eto Madagascar sy Comores. Malalaka ny fivezivezena fa mila mirindra sy fiomananana ny fandehanana mba tsy ho tratran’ny famarinan’olona. Famonjana 10 taona hatramin’ny […]
Sofia : Nisitraka asa soa marolafy ireo marefo
Marolafy ny asa sosialy tanterahin’ireo tomponandraikitra any amin’iny faritra iny miaraka amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny fiahiana sosialy, Razafinjato Aurélie. Nanao tolotra ho an’ireo zokiolona ary vatsy ho an’ireo tsy salama ny minisitra. Fehezan-karona sy bodofotsy ho an’ireo zokiolona sy olona manana fahasembanana miisa 220 tao Bealanana, 200 tao Antsohihy […]
Tetikasa Rakemba : Nodinihina indray ny volavolan-dalàna momba ny fampitsaharana vohoka
Nihaona tamin’ny mpitarika ny hetsika Nifin’akanga ny solombavambahoaka 11 mahakasika ny tolo-dalàna momba ny fampitsaharana ny vohoka noho ny antony ara-pahasalamana. Maniry ny kaomity, ahitana mpisehatra maro, ny handinihan’ny andrimpanjakana mpanao lalàna io tolo-dalàna io manaraka ny lalàna 317 ao anatin’ny lalàna famaizana. Nanamafy ny minisitry ny Fitsarana manoloana ny […]
TARATRY ny KANTO
« Oscars-Academy Awards ». Nahazo fankatoavana ary efa am-perinasa ny kaomity misahana ny fifantenana ireo horonantsary hisolotena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Mbola manao antso avo amin’ireo mpamokatra sarimihetsika ny Ivon’ny sarimihetsika sy sarimiaina eto Madagasikara na ISSM, mba handefa ireo vokatra izay hifaninanana anatin’ny sokajy « Meilleur film international 2026 ». Voatendry […]




