Hita faty nafenina tao ambany fandriana, tetsy Andoharanofotsy, ny lehilahy iray afakomaly. Ahina ny vadiny niara-monina taminy ka karohin’ny zandary fatratra. Nitrangana vono olona mahatsiravina tao amin’ ny fokontany Beomby, Andoharanofotsy, afakomaly maraina. Hita faty nafenina tany ambany fandriana, tao amin’ny rihana faharoa, ny lehilahy iray, 31 taona. Nahitana dian’antsy […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Anisan’ireo depiote niatrika ny fivorian’ny Antenimierampirenena, Andriamananoro Augustin, omaly, raha tsy tazana teny an-toerana teo aloha. Marihina fa efa tsy filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’Antananarivo intsony ity solombavambahoaka avy amin’ny Irmar, voafidy tao amin’ny boriborintany voalohany ity, amin’izao fotoana. Nampitandrina ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, fa tsy […]
Vohifiraisana/PFNOSCM : « Hafaingano ny tondrozotra fanavaozana »
Namoaka fanambarana ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena, PFNOSCM/Vohifiraisina. Nambaran’izy ireo fa manohana amin’ny heriny rehetra ny tolona notarihin’ireo tanora ity vovonana ity. Namaky bantsilana ny tsy fanajana ny zo fototra, ireo tsy fanarahan-dalàna, miaro fanararaotam-pahefana ny fahasahiana sy ny fahavonana nasehon’ireo Gen Z izy ireo. Nitarika tamin’ ny firodanan’ny fanjakana teo aloha […]
Mahay milomano
Efa mitohy ny orana! Miditra anatin’ny fotoam-pahavaratra rahateo i Madagasikara. Manomboka miakatrakatra tsikelikely ny rano eny amin’ny faritra iva. Tsy mbola ilay manainga zipo na ilay tafiditra an-trano akory, saingy ilay efa petsapetsa tsy mampazoto hamangy havana. Loto sy taha ambony amin’ny mety ho fiparitahan’ny aretina mifandraika amin’izany. Ho […]
Politika ankapoben’ny fanjakana : Maika ny fikaonandoha sy ny fifidianana filoham-pirenena
Naseho ampahibe-maso teny amin’ny Antenimierampirenena, omaly, ny Politika ankapoben’ny fanjakana ho amin’ ny fanavaozana. Lohalaharana sy maika ny fikaonandoha sy ny fifidianana filoham-pirenena. Fikarakarana fifidianana marina sy mangarahara ary handraisan’ny rehetra anjara no fanambin’ny governemanta vaovao. Nivoitra izany nandritra ny fanehoan’ ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama ny fampiharana ny Politika ankapoben’ny […]





