Taratra

Filoha Rajoelina Andry: “Tsy ekena ny fanaovana sorona ny vahoaka”

Mahabe resaka sy adihevitra ny “Raharaha Boeing 777”. Tsy hanaiky ny hanaovana sorona ny vahoaka malagasy amin’ny alalan’ny fanapahan-kevitry ny tomponandraikitra ny fitondram-panjakana. Nampahatsiahy ny filohan’ny Repoblika fa tsy hanaiky ny hanaovana sorona ny vahoaka malagasy amin’ny alalan’ny fanapahan-kevitry ny tomponandraikitra, araka ny tatitry ny fitaleavan’ny serasera eo anivon’ny fiadidiana […]

ONG Malina: « La lutte contre la corruption est vaine tant que le métier de journalisme n’est pas libre »

La lutte contre la corruption s’annonce difficile si le métier de journalisme n’est pas libre, comme c’était le cas dans la région Atsimo, a affirmé l’ONG Malina. Les journalistes ne sont toujours pas en sécurité pour exercer librement leur métier. Dans ce contexte, le reportage intitulé « Valala voatango », mené par […]

TSELATRA

Mpitondra moto maty tsy tra-drano teny Mamory Ivato, ny alin’ny alarobia 30 jolay teo, tamin’ny 10 ora alina. Nandeha mafy, nifatratra tampoka tamin’ny sisin-dalana ny moto. Nipitika ilay mpitondra moto ka namoy ny ainy. Vehivavy hita faty tsy nisy voamaso sy atidoha intsony teny amin’ny fokontany Ankatsaky, kaominina Ambahikily, distrikan’i […]

Fanaovana herisetra amin’ny mpiasa : Vazaha sy ny mpamiliny higadra herintaona

Niakatra fitsarana teny Avaradrano, ny 23 jolay lasa teo, ny raharaha fitoriana vazaha nanao herisetra tamin’ny mpiasa ao aminy teny Andranovelona Ilafy. Nivoaka afakomaly ny valim-pitsarana ka voasazy higadra an-tranomaizina mandritra ny herintaona izy sy ny mpamiliny, raha ny didy nivoaka. Mandoa onitra 1 tapitrisa Ariary ihany koa izy ireo. […]