Hihemotra amin’ny 16 aogositra ho avy izao ny fifaninanana « Amboaran’Analamanga », taranja Jiujitsu brezialina. Ao amin’ny kianja mitafo Ankoay Ankorondrano ihany no hanatanterahana ity fifaninanana ity, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpikarakara, ny ligin’Analamanga taranja Jiujitsu breziliana. Hotontosaina ny alahady ho avy izao, etsy Arivonimamo, ny fifaninanana Rallye Run, « King of […]
Taratra
Slalom sy course de côte: Mitarika eo amin’ny 2RM i Juan
Taorian’ny dingana roa efa tontosa ho an’ny “Slalom” sy ny “Course de côte”, namoaka ny filaharana vonjimaika an’ireo mpanamory tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, ny Federasionina sport automobile malagasy (FSam). Raha ho an’ny 2 Roues Motrices, mitarika i Juan, mitondra ny Renault Clio, manana isa 50. Nahazo isa 25 nandritra ny […]
Malagasy Karate-do (MAKA): 50 taona namokarana mpikatroka matihanina
Mankalaza ny faha-50 taona niorenany ny klioban’ny MAKA (Malagasy Karate-do), natsangan’ny Maître Ramanitrandrasana René. Hetsika goavana no hatao ny 18 hatramin’ny 24 aogositra ho avy izao. Ny taona 1973 no nitsangana ny klioban’ny MAKA. Ny taona 2023 izany no tena feno 50 taona, saingy amin’ity taona ity no hankalazana izany, […]
Vaovao diso anaty Facebook : Nametraka fitoriana ny MJS
Manoloana ny vaovao diso, izay miampy fanalam-baraka, havoaka sy miely anatin’ny tambajotran-tserasera facebook, nametraka fitoriana eny anivon’ny sampandraharaha misahana ny heloka ana habaka, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Tsiahivina, voatonontonona amin’ilay raharaha teny Ambohimalaza, ny anaran’ny minisitra MJS, Moustapha Marson Abdulah, ka tsy maintsy nandray fepetra manoloana […]
Polisim-pirenena : Nahazo tohana avy amin’ny masoivohon’i Frantsa
Mitohy amin’ny lafiny maro ny fiaraha-miasa eo amin’ny masoivohon’i Frantsa sy ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka (MSP). Notoloran’ny Frantsay fitaovana ahafahana mitandro ny filaminana ny polisim-pirenena. Natolotry ny Direction de la coopération de sécurité et de Défense (DCSD) eo anivon’ny masoivohon’i Frantsa ho an’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ireo masolavitra miisa efatra mahita amin’ny […]




