Taratra

FANTINA sy FINTINA

Nosalorana samboady ny faran’ny herinandro teo ireo ben’ny Tanàna, miisa 50 mianadahy any amin’ny faritra Itasy. Nitsodrano azy ireo hahavita be ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalo­manana Richard. Nanentana ireo ben’ny Tanàna izy mba hijery ny mahasoa ny vahoaka ao aminy sy tena hampandroso ny kaominina tantaniny. Ny momba ny […]

Fampandrosoana eny ifotony: Napetraka ny drafitra fivoaran’ny tanànan’i Mahajanga

Natolotra amin’ny fomba ofisialy ny herinandro teo ny drafi-panajariana an-tanàn-dehibe an’i Mahajanga “Plan d’Urbanisme Directeur – Pudi”. Tafiditra amin’ny fampandrosoana eny ifotony, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fi­tsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) izany. Efa nialohavan’ny fankatoavana natao tamin’ny filankevitry ny minisitra ny 26 marsa 2025 lasa teo izany. Nambaran’ny tomponandraikitra […]

Manakaiky vahoaka

  Tao anatin’ny andro maromaro, nidina ifotony ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Fotoana na tokony niresahana tamin’ny vahoaka malagasy. Nijery akaiky ny olana sy ny filan’ny mpiray tanindrazana. Manginy fotsiny ny fitokanany ny asa vita taorian’ny nahalany azy indray ho filoham-pirenena. Nahafahany nitafatafa sy nifanakalo hevitra sy tetikasa izany. Nanotrona […]

Raharaha CenHoSoa: Hanadihady ny depiote

Manomboka resahana eny Tsimbazaza ny olan’ny hopitaly miaramila. Nambaran’ny depiote fa eo am-piketrehana ny hanao fanadihadiana momba izany izy ireo. Nanapa-kevitra ny sasany amin’ireo solombavambahoaka fa hiroso amin’ny fanadihadiana parlemantera izy ireo manoloana io raharaha io. Anisan’ny mivoy izany ny depiote, Gascar Fenosoa sy ny namany. “Hiroso tsy ho ela […]

Enin-dahy nanafika teny Anosiala: Lehilahy voatifitra, 2 tapitrisa Ar voaroba

Jiolahy enin-dahy nanafika teny amin’ny fokontany Anja­namasina, kaominina Ano­siala, distrikan’­ Ambohi­dratrimo, ny alin’ny alakamisy teo tamin’ny 12 ora. Hitran­gana fahatapahan-jiro matetika anatin’io fokontany nitrangana fanafihana io. Vao tapaka tsy nisy dimy minitra ny jiro, nirefotra ny feom-basy voalohany. Nirefitra fanindroany ka niditra tao amin’ny tokantrano lasibatra ireo olon-dratsy. Nitady vola […]