Taratra

Padel – « Orange MPPTour 100 » : Mpilalao 72 hifanintsana eny Andraharo

Hampiantrano fifaninanana goavana ny etsy Andraharo, ny sabotsy sy alahady ho avy izao. Zava-dehibe tokoa ireo fotoana ireo. Hanao ny “Orange Master Final” ireo mpilalao 16 mendrika. Hotanterahina eny amin’ ny Urban Futsal Galaxy Andraharo, ny faran’ny herinandro ho avy io (17-18 mey), ny fifaninanana tenisy anaty efitrano padel, mitondra […]

Toamasina : Naneho ny heriny ny antoko TGV

Tontosa tao amin’ny efitrano malalaky ny “Foyer Sociale”, Cité Canada, ny  sabotsy 10 mey teo, ny fihaonamben’ny antoko TGV sy ny mpikambana miaraka aminy, amin’ny fanohanana ny filoham-pirenena Rajoelina Andry. Nahatonga solontena avokoa ny distrika rehetra mandrafitra ny faritra Atsinanana nandritra ny fihaonana. Samy nanao tatitra sy fanakianana ary soso-kevitra […]

Kaominina ambonivohitr’i Morondava: Mandry fahalemana sy mora vidim-piainana

Kaominina mia­vaka indrindra ny kaominina ambanivohitr’i Morondava, raha oharina amin’ ireo kaominina sy disitrika hafa mandrafitra ny faritra Menabe. Anisan’ izany ny fisian’ny fandriampahale­mana sy ny fahamoran’ny vidim-piainana. Kaominina iray ao ana­tin’ireo disitrika dimy mandrafitra ny faritra Menabe ny kaominina ambonivohitr’i Morondava. Ho an’i Morondava manokana, ani­san’ny mampiavaka azy ny […]