Taratra

Mpanjakan’ny salegy : Hanamarika ny 55 taona an-tsehatra i Jaojoby

Be ny efa vitany, saingy mbola vonona hanome ny tsara indrindra hatrany i Jaojoby. Ho famaliana ny hetahetan’ireo mpankafy, hanamarika ny faha-55 taonany an-tsehatra, miaraka amin’ny fitetezam-paritra sy hetsika maro izy. Taona 1970, vao 15 taona monja i Jaojoby Eusèbe tamin’izany… Hianatra no nahatongavany tao Antsi­ranana, saingy nitsiry tao ami­ny […]

FANTINA sy FINTINA

Iaraha-mitantana ireo Nosy malagasy, araka ny fanamafisan’ny filoha Frantsay, raha nanontanian’ny mpanao gazety, afakomaly. Nambarany fa hitohy ny dinika eo amin’ny vaomieran’ny firenena roa tonta, ny 30 jona izao any Paris. “Tsy tokony hisy olana izany fihaonana izany. Mirona kokoa amin’ny fiaraha-mitanana ny Iles Eparses izahay”, hoy izy. Mpitondra fivavahana, […]

Fampandrosoana ny kaominina : Nofanina momba ny fitantanam-bola ny ben’ny Tanàna

Niompana momba ny fi­tantanam-bola sy ny fitantanan-draharaham-panjakana ny fampiofanana andiany voalohany ho an’ireo ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina ho an’ny faritanin’Antsiranana. Nitarika izany tetsy Anosikely, ny kestoran’ny Antenimieran­do­holona, Eddie Fernand, efa ben’ny Tanànan’Antalaha teo aloha. Nampitaina amin’ireo mpitantana eny ifotony koa ny momba ny tontolo fitantanana kaominina sy haitarika ary ny […]

Maloto sahady  

  Vita izy izay ! Manomboka maloto sahady ny tanàna. Efa mahita potika plastika sy fako miparitadritaka eny amin’ny arabe sy ny sisiny. Manomboka misy rano hafahafa mitsika eny rehetra eny, asa efa hanaovan-dry zalahy na zavavy maloto sahady? Tena mahavariana ilay toe-tsaina. Misy dia manao fanahy iniana mihitsy tsy te […]

Fiketrahana Masina ao Vatican : Halevina anio ao Santa Maria Maggiore ny papa Fransoa

Hitodika any Vatican, ny mason’izao tontolo izao amin’ny handevenena ny papa Fransoa. Hotante­rahina anio, amin’ny alalan’ny sorona Masina eo amin’ny kianja Bazilikan’ny Md Piera izany. Hapetraka ao amin’ny Ba­zilikan’ny “Santa Maria Maggiore”, araka ny efa hafatra napetrany ny nofo mangatsiakany. Ialoha­van’ny eokaristia Masina fitrotroana am-ba­vaka sy fisaorana an’Andriama­nitra izany. Hanao […]