Isaky ny alarobia, mijery lohahevitra vaovao momba ny tontolon’ny fahasalaman’ny saina ny Association Psy-kôzy Madagascar. Afaka manaraka ny pejy ao amin’ny facebook ireo liana amin’izany. Noresahina tamin’ ity herinandro ity ny “psychoéducation”: izay voambolana anaty fitsaboana. Raha adika amin’ny teny tsotra izany, fampahafantarana momba ny aretina mahazo. Anisan’ireo andry iankinan’ny […]
Taratra
Fampianarana ambony: Hananganana oniversite filamatra
Firenena mampiasa ny teny frantsay manana mpianatra betsaka indrindra aty Afrika i Madagasikara. Ny teny frantsay no ampiasaina hampitana fahalalana ho an’ny ankizy manomboka amin’ny sekoly ambaratonga voalohany hatramin’ny fampianarana ambony eny anivon’ny oniversite eto Madagasikara. Voakasika ao avokoa ny sekoly miankina amin’ny fanjakana sy ireo miahy tena, hoy ny […]
Sakafo an-tsekoly : Minisitera roa hifanohana
Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny fitondram-panjakana ny fizakan-tena ara-tsakafo. Nisy ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Dr Sahondrarimalala Marie Michelle sy ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Hajarison François Sergio, mahakasika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisitera roa tonta amin’ny alalan’ny fampisakafoana an-tsekoly na “cantine scolaire” tamin‘ity […]
Ady amin’ny haromotana ; Alika mirenireny 287 novonoina tao anatin’ny 3 herinandro
Tafiditra ao anatin’ny fanadiovana an’Antananarivo sy fiarovana ny mponina ny hetsika famonoana ireo alika mirenireny ao anatin’ny boriborintany 6. Ireo alika manan-tompo dia tokony hifatotra tsara any an-tanàna. Mitohy ny hetsika famonoana ireo alika mirenireny eto Antananarivo. Ifarimbonan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fiandraiketana izany. Tafiditra amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Homarihina eny Ankatso ny « Andro iraisam-pirenena » ho an’ny boky. Anio manomboka amin’ny 9 ora no hisesy ireo hetsika isan-karazany, eo amin’ny fiantsonan’ny fiara sy ao amin’ny amphithéatre EGS. Hahitana vakiboky an-kalamanjana, fampirantiana boky, atrikasa momba ny fanoratana, adihevitra iarahana amin’i Dama Mahaleo, hatramina fampisehoana iarahana amin’i Ayam sy […]




