Tahaka ny isan-taona. Hanamarika ny «International Jazz Day» i Madagasikara. Hetsika karakarain’ny Madajazzcar miaraka amin’ny Fara West ary ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco. Amin’ity taona ity, ho tafaraka ny samy andrarezin’ny mozika jazz. Fampisehoana hotanterahina ny alarobia 30 avrily izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany ao amin’ny Fara […]
Taratra
« Fifam »: Nankasitrahana ireo mendrika
Ny 11 avrily ka hatramin’ny 19 avrily teo. Notontosaina teto Antananarivo ny « Festival international du film d’animation de Madagascar (Fifam). Nandritra ny fotoam-pamaranana no nanolorana ireo mpifaninana mendrika ny fankasitrahana ny sanganasan’izy ireo. I Dolph Hasner no nahazo ny « Ondine d’Or », tamin’ny alalan’ilay sarimihetsika nampitondrainy ny lohateny hoe « Alika ». I […]
Andro maneran-tany ho an’ny boky : «Tsy nametraka vina sy maridrefy isika», hoy i Rado Ramaherison
Nankalazaina, omaly, ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny boky ». Ilaina ny fankalazana fa efa nametraka vina sy tombanezaka ve isika mba ho mari-pandrefesana ny dingana vita ? hoy i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*) : Ny lanja omen’ny Malagasy ny boky amin’izao vanim-potoana izao ? Rado Ramaherison (-) : Mihodina tahaka ny tandrimo ! Ny mpisehatra […]
VAOVAO TAMBATRA
Hibahana ao anatin’ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-pirenena sy governemanta eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe indianina (COI) androany ny « espace commun agricole » iraisan’ny firenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Ao ihany koa ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hivoitra ao anatin’izany ireo vahaolana hanatsarana ny sehatry ny fambolena sy ny famokarana aty amin’ny faritra sy eto Madagasikara. […]
« Spring meetings »2025: Tafapetraka ny drafitrasa fitantanana
Natolotra omaly nandritra ny fivorian’ny « Spring meetings » any Washington ny « Plan stratégique du bureau de l’administrateur ». Drafitrasa azo vokatry ny firaisankinan’ireo firenena afrikanina ka nahafahana nanomboka ny tetikasa « Mission 300 ». Ity farany dia entina hampiroboroboana ny fampiasana ny angovo azo havaozina aty Afrika sy ny politka hanatanterahana izany. Voaresaka nandritra […]




