Lehilahy voasambotry ny zandary miasa ao amin’ny tobim-paritra Sabotsy Namehana, afakomaly. Nanamparany herisetra ilay vehivavy rehefa tsy nanaiky ny filan-dratsiny. Tra-tehaky ny mpitandro filaminana niaraka amin’ ny ody ratsy ny lehilahy nikasa hanolana vehivavy tao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny 22 aprily teo. Nitondra antsy io lehilahy io. Nifanena tampoka […]
Taratra
Nitondra zaza nandositra : Lehilahy voasambotry ny fokonolona
Tra-tehaky ny fokonolona ny lehilahy nikasa hangala-jaza tao Ampahamoalambo, kaominina Ambatondrazaka, ny sabotsy 19 avrily teo. Tsy nisy nahatsikaritra ny nahazoan’io mpangala-jaza io ilay zaza vao 7 taona tao amin’ny fokontany Ambodimanga. Nentiny tamin’ny bisikileta io zaza io. Nihiakiaka ilay zaza rehefa nivoaka ho 5 km ivelan’ny tanàna izy sy […]
Mahajanga – « Tulipe 2025 »: Raikitra ny sarinady iraisam-pirenena
Notontosaina ny alahady 20 avrily 2025, tao amin’ny “Poste de commandement Interallié Tulipe” (PCIAT), ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanombohan’ny sarinady iraisam-pirenena hatao any Mahajanga. Mandray anjara amin’izany ireo tafika eo anivon’ny Firenena mivondrona ao amin’ny Kaomisionina ranomasimbe Indianina. Nitarika ny lanonana ny lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika an-tanety ny Jly […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa tonga any Maroc ireo delegasionina malagasy Barea Ladies, izay miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra anaty efitrano «Futsal 2025», sokajy vehivavy. Tsiahivina fa miisa 18 mirahavavy izy ireo no nentin’ny mpanazatra, Manitriniaina Steve Princy. Hifandona amin’ny ekipa nasionaly senegaley moa izy ireo. Hiankina amin’ny lalaon’ny […]
Slalom Ranovisy : Chronomètre vaovao no ampiasaina
Hotanterahina eny amin’ny Circuit bout de piste Ivato, ny sabotsy 26 sy alahady 27 avrily ho avy izao, ny «Slalom Ranovisy». Fifaninanana karakarain’ny klioba TMF izay dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fihaonana misantatra ny fandaharam-potoanan’ny Federation sport automobile malagasy (FSAM), tarihin’ny filoha vaovao Rabekoto Jeannot. Hiavaka ity […]




