Hotanterahina ny 27 avrily izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana “Grappling Tournament”, taranja Jiu-jitsu brezilianina, karakarain’ny Club Attila. Hampiavaka an’io fotoana io ny fandraisana anjaran’ny mpikatroka avy atsy La Réunion. Miditra amin’ny andro fahadimy, anio, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 14 taona sy 18 taona, […]
Taratra
« Ligue des Champions » : Hiezaka hamadika ny isa ny Real Madrid
Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao ampahefa-dalana miverinan’ny « Ligue des Champions 2025 », izay hikatrohan’ny Real Madrid, espaniola, sy ny Arsenal FC, anglisy. Fihaonana tena andrasan’ny maro tokoa ity fifanandrinan’ny roa tonta ity. Tsiahivina fa mbola manala vela ny Real Madrid. Izy ireo izay efa lavon’ny Arsenal […]
Judo-Mada 2025 : Hitiliana izay hiatrika ny CJSOI
Nitohy omaly ary hifarana anio 16 avrily, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja judo. Ny sokajy Minimes sy Seniors no niditra an-tsehatra omaly. Taorian’ny sokajy vétérans sy ny kata izay nahatontosa ny anjarany ny alatsinainy 14 avrily lasa teo, ny sokajy Seniors sy Minimes indray […]
Famatsiam-bola FEC sy FRD : Nahazo fankatoavana avy amin’ny FMI
Nanara-maso ny fanatanterahana ny masontsivana napetraka ny desambra 2024 ny iraky ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI). Niaraka nanao fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF), ny Tontolo iainana (Medd), ny Angovo (MEH), ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) ary ny iraky ny FMI, ny 14 avrily teo. Voalaza fa nahazo ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mihodina tsara ny Foibe CFFAMMA any Antsirabe. Toerana manamboatra fitaovam-pambolena sy famokarana maro samihafa, madinika sy salantsalany, toy ny fiasana tany na angadin’omby, fihavana tanimbary, fivelesam-bary, fanetsana, … Eo koa, ny milina fitotoam-bary na voamaina (voanjo, katsaka, soja, voanemba, ….). Mampiofana mahakasika ny fambolena sy ny famokarana ihany koa ity […]




