Tsy hita ho lazaina fa mahatonga saina ny zava-misy ankehitriny. Mitady hanjaka ny faharomotana faobe. Tsy olon-tsotra, tsy manampahefana fa mirintondrintona be fahatany. Ny manana basy mitifitifitra, ny manana sandry mikapokapoka, ny manana vava manasa vangy. Tsy misy fitoniana fa mifandrangitra ohatry ny olona marary saina. Ny tena mampiteny ny […]
Taratra
Fihaonana an-tampon’ny COI : Nampitandrina ireo mikasa hanakorontana ny mpitondra
Mbola nanamafy ny efa nambarany ny herinandro lasa ny mpitondra. Hentitra sy nahitsy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, i Mara Volamiranty Donna. “Miara-miasa isika rehetra ary manome toky fa handray andraikitra, raha misy olona miezaka sy manana eritreritra hamboly korontana amin’ny fitiavan-tena sy ny kajikajy politika manokana. Mijoro […]
TSELATRA
Lehilahy tsy salama saina, 30 taona, no matin’ny fitsaram-bahoaka tany amin’ny fokontany Amberobe, kaominina Ambohimiadana, Andramasina, afakomaly tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Hitan’ny olona saika hangalatra vary tao amin’ny tanàn’Ambatonimanana izy io ary nandositra avy hatrany taorian’izay. Novonoin’ny olona izy ary naratra mafy. Tonga nijery ny zava-misy ny zandary […]
Behoririka: Olona dimy naratra voafaokan’ny taxi-be
Nitrangana lozam-pifamovoizana indray tetsy Behoririka, tamin’ny lalana Dokotera Ramisaray, omaly tamin’ny 10 ora sy sasany maraina. Tsy fahatomombanana teo amin’ny fiara Mercedes-Benz Sprinter, zotra 199, ny antony niavian’ny loza. Avy any Analakely hihazo an’i Behoririka io fiara io, no tapaka hisatra tampoka teo am-pidinana ka nifaoka olona. Voafaokany voalohany, nandritra […]
Vaky fasana : Lehilahy nahitana taolam-paty iray gony
Voasambotry ny mpitandro filaminana tao amin’ny trano fonenany ny lehilahy iray nihazona taolam-paty iray gony, tao Ampasimototra, fokontany Mahatsinjo II, kaominina Vohipaho, distrikan’i Vangaindrano, ny 12 avrily teo. Nahatsikaritra fihetsika hafahafa tamin’io lehilahy io ny mponina manodidina. Nampandre avy hatrany ny miaramila miasa ao an-toerana izy ireo. Natao ny fikarohana […]




