Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Tsy mahakasika ny arabe migodana velively ny fikasana fanotorana tany eny Ambatolampy Tsimahafotsy. Narahina ny dingana rehetra, toy ny fakan-kevitra tamin’ny vahoaka nataon’ny minisiteran’ny Asa vaventy. Entanina ny rehetra tsy ho voarebirebin’ny vaovao diso. Lohahevitra 4 no hodinihin’ny fivorimbe COI, andiany fahadimy, amin’ny 24 avrily ho avy izao, eto Antananarivo. […]

Toko Bey Telo: 2 ha amin’ny 2 000 ha no ampiasaina any Andaboy

Nohitsin’ny fikambanana Toko Bey Telo Temilahehy any Toliara, fa « ambadika politika ny hetsik’ireo manohitra ny tetikasa Base ». Nambaran’ny filohany, Randriatahiny, fa « mila mandray ny andraikiny hifehezana ny filaminana ny fanjakana. Raha tena raiamandreny ianareo mpanao politika, mitadiava mpampiasa vola hapetraka eto Toliara, hanome asa ny tanora. Marobe ny mponina manana […]

Harena an-kibon’ny tany: Hivoaka ny fahazoan-dalana hikaroka sy hitrandraka

Anisan’ireo andry lehibe telo iankinan’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Nohavaozina ny andinin-dalàna sasany. Nitondra fanazavana ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rako­tomalala Herindrainy, ny 21 marsa teo, mombaa ireo lohahevitra efatra mahakasika ny harena an-kibon’ny tany. Nofoanana ny fahazoan-dalana mikaroka solika miisa 21 efa […]

FOM : Manome tohana ny orinasa madinika sy salantsalany

Hatramin’ny niforonany, ny taona 2017, miara-dalana amin’i reo orinasa tena madinika, madinika sy salantsalany (TPME) ny Fikam­banan’ny orinasa malagasy (FOM) ary mbola vonona hanome tantsoroka azy ireny ho fampiroboroboana ny asa fihariany izay fototry ny fampandrosoana ny toekarena. Vaindohan-draharahan’ny FOM, naorin-dRajaonarivelo Herintsalama, ny hanohana ny sehatry ny fandraharahana eto Madagasikara. Anke­hitriny, […]