Taratra

Olan’ny famatsian-drano: Manomboka amin’ny 2 000 Ar ny vola lanin’ny tokantrano

Mahatratra aman-tapitrisa isan-taona ny vola lany ho an’ireo mividy na mampantsaka rano. Mananosarotra ny fitantanam-bola ary voatery mandefitra ny filana madinika ho an’ny isan-tokantrano. Mavesatra. Tafiditra amin’ny andavanandron’ny mponina eto an-dReni­vohitra sy ny manodidina ny olan’ny famatsian-drano. Voa­tery mividy rano sy mampan­tsaka ny ankamaroan’ireo to­kantrano mba hisitrahana izany. Mitombo ny […]

TARATRY ny KANTO

Tsy ny hira ihany no ao anatin’ny zavakanto fa maro. Iray amin’ireny ny asa tanana. Io ilay ahitana ny « indro kely ». Ao no « maha tafita ». Mampiavaka ny aingampanahy ihany koa. Manana ny maha izy azy ny asa tanana. Tsy voavidy na voasanda vola ny aingampanahy nenti-namorona azy ireny. Takona avokoa, […]

Fetra Rakotondrasoava : Mila fahamendrehana ny fanaovana Facebook

“Tokony hanamarina ny vaovao ho zarainy sy ny antom-pisiany ary mamantatra ny loharano nipoiran’ny vaovao ny mpampiasa tambajotran-tserasera alohan’ny hanapariahany izany”, hoy ny fanazavan’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Sera­sera sy kolontsaina (MSK), Fetra Rakotondrasoa, nandritra ny adihevitra tamina fandaharana tanaty fahitalavitra tsy miankina iray, afakomaly. Mivaona amin’ny tokony ho izy ary […]

FANTINA sy FINTINA

Nosalorana samboady, ny herinandro teo, ireo ben’ny Tanàna miisa 86 any amin’ny faritra Fitovinany. Ahitana ny ao Manakara nanaovana ny lanonana sy ny any Vohipeno ary Ikongo. Nitarika izany ny loholona isany, Rabemananjara Nicolas sy Raymond ary Ndremanjary Jean André. Samy nilaza izy ireo fa tsy misy kaominina hadino izany […]