Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Tonga ity ny taona 2025, hatramin’ny omaly, tsy mbola nisy feo mandeha mahakasika ny fandaharanasan’ny Federasiona malagasin’ny bisikileta. Tsia­hivina, amin’ity taona ity, hisy hetsika goavana horaisin’i Madagasikara, dia ny fifaninanana eo anivon’ny ranomasimbe Indianina andiany faharoa. Marihina fa ny filohan’ny Federasiona malagasy ihany no filohan’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja bisikileta. […]

Claudine Nomenjanahary : Nahazo medaly volamena teo amin’ny hazakazaka 60 m

Lasan’ilay Malagasy, i Claudine Nomenjanahary, ny tompondakan’i Frantsa, teo amin’ny atletisma fanao anaty efitrano, tamin’ny sabotsy lasa teo. Norombahiny ny medaly volamena teo amin’ny 60 m. Norombahin’ny Malagasy atleta, ao amin’ny club Stade Sottevillais 76, ny medaly vo­la­mena sy ny anarana maha tompondakan’i Frantsa, eo amin’ny halavirana 60 m. Ha­za­kazaka […]

Dina Mialinelina : « Tokotany midadasika hanehoana ny forona ny mozika »

Tsara toerana hibata ny “Prix Découvertes RFI 2025 » ny tarika Dina M. Efa manoritra ny lalany eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena ry zareo. “Rakemba”. Io ny lohatenin’ilay rakikiran’ny tarika Dina M, ni­voaka ny faramparan’ny taona 2024 teo. Malaza be, satria maneho ilay « renibe », izay mi­dika fahanterana, voky traikefa ary nahita […]