Taratra

DAKA AN-JORONY: Raha mahay mahazo laza

Tsy amin’ny rahahara an-kapobeny ihany no ilana fitandremana fa amin’ny fihetsika sy ny fiteny ary indrindra ny fifandraisana. Eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena koa betsaka ireo zavatra saro-pady mila fahamalinana fatratra. Amin’izao fotoana izao, miandry ireo Inspecteur an’ny Caf ny mpitia baolina kitra malagasy, hijery ny kianjaben’ny Mahamasina. Tsy azo atao ny […]

Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena: nanatanteraka fambolen-kazo teny Carion

Tsy nanadino ny adidy masina amin’ny fanatsarana ny tontolo iainana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nitarika izany ny minisitra Moustapha Abdulah Marson. Tanjona ny hahatonga an’i Madagasikara ho maitso. Notontosaina ny sabotsy lasa teo, teny Carion, ny hetsika fambolen-kazo nokarakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), niaraka tamin’ireo departemanta […]

TARATRY ny KANTO

Tsara ny fisian’ny fifaninanana eo amin’ny sehatry ny zavakanto. Mila izany avokoa ny « taranja rehetra », mba hanana vitrika ny mpamorona. Tsara ihany koa ny mamerina ny sanganasan’ireo mpanakanto efa tsy eo intsony. Saingy, na iry voalohany, na ito faharoa, mila fahamalinana mba tena hitondra fivelarana ho an’ilay zavakanto sy ny […]

Laza sy kanto : Mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana

Mahay ? Tsy mahay ? Malaza ? Tsy malaza ?… Sa­my manana ny filazany. Samy manana ny masontsivany hitazanany azy rahateo ny kanto. Fa, anisan’ny mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana. Tsy misy kanto ka mora lazoin’ny vanim-potoana. Eo amin’ny tontolon’ny hira, ohatra, voaporofon’ny vanim-potoana ela fa tsy lefy laza ny vakodrazana hita sy heno […]