Taratra

« Salon du loisir » : Nahazo tombony ny ankizy…

Namaly ny antson’ny Magic Land ny ray aman-dreny. Tonga maro niaraka tamin’ny ankizy sy ny tanora izy ireo nandritra ny « Salon du loisir » notanterahina teny amin’ny CCI Ivato, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny ankapobeny, nahazo tombony ny ankizy sy ny tanora tamin’ireo tolotra teny an-toerana. Anisan’ny fahafaham-po lehibe ho an’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy maty ato an-tsaina ary mandrotika fo ny ratra sy ny banga navelan’ireo havantsika lavo ho an’ny Tanindrazana, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha Rajoelina Andry, ny 7 febroary teo. “Hitodika amin’ ny hoavy isika ary hibanjina fampandrosoana. Tsy ho raraka an-tany ny ran’izy ireo, noho ny fitiavan-tanindrazana”, hoy izy. Nanao […]

Fitsimbadihan’ny voka-pifidianana : Naneho ny alahelony Ratsiraka Sophie

Nahitsy ny depiote Ra­tsiraka Sophie, manoloana ny fivadihan’ny voka-pifidianana amin’ny kaominina Mahatsara Vatomandry. Nambarany fa nanao didy jadona amin’ny fametrahana kandida tsy voafidim-bahoaka ny fanjakana. Tsy misy ny demokrasia nefa izany no tokony himasoana, araka ny nambarany. “Very zo ny vahoaka raha efa nandresy 75% ny kandida nofidin’izy ireo. Natao […]

Mandresy miady

  Ady amin’ny fahantrana? Izay no lehibe sy maika ary imasoana hatramin’izao. Efa elaela ihany izay… Mby aiza? Tsy hita be ihany. Toa vao mainka mihamihombo sy mitombo aza ny fahantrana. Midangana ny vidim-piainana, tsy mahafa-bela ny tsy fandriampahalemana… Manampy trotraka ny haintany, mitarika fahasahiranana amin’ny famokarana, famatsian-jiro sy rano… […]