Nankalazaina omaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpirotsaka an-tsitrapo. Natao tetsy amin’ny Havoria Anosy ny hetsika fanamarihana izany ho an’Antananarivo. Hetsika teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. «Kolontsaina sy toe-tsaina ny firotsahana an-tsitrapo ary tokony hovolena ao anatin’ny isam-batan’olona », hoy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nifarana omaly, tao amin’ny fiangonana Cathédrale Maria Manjaka Namahora Morondava, ny fihaonamben’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) andiany faha-46. Tonga niatrika izany fivoriana izany avokoa ireo tomponandraikitry ny FFKM avy amin’ny faritra 23. Ny anjara toerana sy ny toerana tokony hisy ny FFKM manoloana ny zava-misy ankehitriny no tena […]
Miantso ireo kandidà ny OSCEAH : “Andraikitry ny ben’ny Tanàna ny hisitrahana rano”
“Raha ny lalàna misy eto amintsika, ny ben’ny Tanàna na ny kaominina no tomponandraikitra voalohany amin’ny fametrahana fotodrafitrasa amin’ny rano ary ny fidiovana sy fanadiovana eny ifotony”, hoy ny fanairan’ny fiarahamonina sivily Organisation de la société civile eau, assainissement et hygiène (OSCEAH), notarihin’ny filohany, Andriamitandrina Naivosoa, teny Anosy, omaly. Zo […]
Ambato bevohoka
Tena natao ihany ny tsy hiteny ny mahakasika ity fidorohana zava-mahadomelina eto an-dRenivohitra ity. Miverina mahazo vahana izany, ankehitriny. Ny tena mampalahelo, toa mipetraka hatrany ilay kolontsaina tsimatimanota. Iza no tsy mahalala ny sakeli-tanàna ivoahan’ny “môly” sy ny “rôrô”? Iza amin’ny lehiben’ny mpitandro filaminana na mpanao politika eto amin’ny […]
MDAT : Vaindohan-draharaha ny ady amin’ny kolikoly amin’ny fangalaran-tany
Nanomboka omaly ny varavarana misokatra ho an’ny ady amin’ny kolikoly amin’ny fangalaran-tany. Hataon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany ho vaindohan-draharaha izany. «Zava-dehibe ny fiaraha-miasa mba hametrahana kolontsaina mangarahara amin’ny asa atao andavanandro. Ny kolikoly amin’ny fangalaran-tany sy ny fitrandrahana tsy ara-dalàna ny harena voajanahary dia mitondra voka-dratsy manakana […]