Tsy nihafihafy fa avy hatrany dia nametraka ny anarany ny Malagasy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », sokajy Junior. Nahazo fandresena nandritra ireo lalao ho an’olon-droa, lahy sy vavy, miaraka ny ekipa. Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Santa Susanna, Barcelone Espagne, ny fiadiana ny ho tompondaka […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Notanterahina tao Antsirabe, ny 21 ka hatramin’ny 23 jolay lasa teo, ny atrikasa fanavaozana sy fanatsarana ireo Référentiels ho an’ny asa « machiniste en conféction » sy « maintenancier en machine à coudre industrielle ». Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Unesco, amin’ny alalan’ny tetikasa Bear […]
Ady amin’ny herisetra : Hitondrana hafatra ny zavakanto
Tsy natao ho fialamboly sy fanehoana talenta fotsiny ny zavakanto (teatra, slam, mozika, dihy…) fa azo ampiasaina hitondra hafatra hiteraka fiovana toe-tsaina sy fiovam-pihetsika eny anivon’ny fiarahamonina ihany koa. Nisafidy ny hitrandraka ny zavakanto ho fitaovam-panentanana hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG), hampijoroana ny zon’ny […]
CHU Analakininina : Nohavaozina ny fotodrafitrasa fitsaboana zaza
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny trano nohavaozina sy ireo fitaovana vaovao ho an’ny Sampana mandray an-tanana ny zaza ho an’ny CHU Analankininina, Toamasina, tamin’ity herinandro ity. Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany ny tetikasa. Nanomboka ny septambra 2025 ny […]
Orange Madagascar : Manasongadina ireo start Up sy ny vehivavy tohanany
Anisan’ny mpanohana ny hetsika Andron’ny fakiolten’ny toekarena, fitantanana ary sosiolojia sy ny mpiray ombon’ antoka (JFP) ny Orange Madagascar. Hetsika tanterahina eny Ankatso, mandritra ny hateloana. Nosantarina omaly ity andiany fahenina ity, izay miavaka amin’ny sehatra fandraharahana. Misongadina ny start up sy ny vehivavy nahazo tohana avy amin’ny Orange Madagascar. […]





