Fantatra, omaly, ireo ekipa 21 amin’ny 24 efa tafita hiatrika ny “Can Maroc 2025”. Ankoatra an’i Maroc, mpampiantrano, ao ihany koa i Côte d’Ivoire, tompondaka farany, i Cameroun, Comores, Soudan, Benin, … Firenena iray goavana amin’ny baolina kitra tsy miatrika ity Can ity kosa i Ghana. Laharana farany tao amin’ny […]
Taratra
Noho ny vokatra ratsy azon’ny Barea : maniry hihaona amin’ny FMF ny lehiben’ny ligy
Taorian’ireny vokatra azo nandritra ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Can Maroc 2025”. Maniry ny hiresaka amin’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, ireo lehiben’ny ligy sasantsasany eto Madagasikara, araka ny loharanom-baovao voaray, omaly. Anton’ity fihaonana ity ny hifampizarana ny tena olana mianjady amin’ny baolina kitra ankehitriny, […]
Handball – “CCCOI 2024” : resin’i Case Cressonniere ny THBC
Nitohy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andro fahadimy hiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja handball, ho an’ny ekipa tompondaka (CCCOI 2024). Tojo faharesena fanindroany ny THBC Madagasikara teo amin’ny sokajy vehivavy. Lavon’ny Case Cressonnière La Réunion, tamin’ny isa 27 no ho 10, ity ekipa ity. Nanantombo teo […]
3FB Rugby: “Handefa mpilalao mahay any am-pita”, hoy i Clément
Anisan’ireo ekipa goavana mametraka ny anarany eto Madagasikara ny 3FB rugby. Ankehitriny, tsapan’ireo mpilalao tranainy fa marary ny klioba ka hitakiny ny hialan’ny filoha mpitantana sy ny mpanazatra ary hanolotra izany amin’ ireo mpilalao tranainy. Tsy mitsahatra ny mitaky ny fialan’ny filoha sy ny mpanazatra ny 3FB rugby ireo mpilalao […]
TARATRY ny KANTO
Hisy ny hetsika « Sokaf’hehy » tanterahina eny amin’ny CGM Analakely, anio tolakandro. Hetsika misokatra ho an’ny mpanakanto misehatra eo amin’ny fanaovana hatsikana, indrindra ny “Stand-Up”. Ankoatra ny fampialàna voly, tanjon’ny hetsika ny fanomezana sehatra ireo mpiangaly hatsikana sy ny fampiroborobona ny hatsikana “Stand Up”. Noraisin’ny minisiteran’ny Serasera sy kolontsaina, Volamiranty Mara […]




