Taratra

Lalaina Ravahy: 10 taona nanoratana tononkalom-pitiavana

“Alitaram-poezia”. Lohatenin’ny boky navoakan’i Lalaina Ravahy io. Ampy hitarafana ny fironan’ity poeta ity, amin’ny lohahevitra kirakirainy anaty asa soratra ihany koa. 10 taona teo izay no tena nanoratra to­nonkalo izy… Fa efa nanandrana ihany tamin’ny fahakeliny Razafindravahy Voahangy Lalaina, fantatra amin’ny anarana maha poeta hoe Lalaina Ravahy. Mpa­noratra, poeta ihany […]

Fantina sy fintina

Nambaran’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, fa tsy azo atao tsinontsinona ireo vahoaka nifidy antsika. “Manantena sy miandry antsika handray andraikitra eo amin’ny kaominina misy antsika izy ireo”, hoy izy, omaly, manoloana izao toe-draharaha izao. Nanteriny fa mitohy ny tolona hamaranana izao fampahantrana sy famotehana ny firenena. Nahavelombolo ireo mpiara-miombon’antoka […]

Miala tsikelikely

Vita izay ny fifidianana! Afapo ny mpikarakara ka milaza fa hiditra amin’ny dingana manaraka avy hatrany indray. Hojerena manokana hoe ny vakiraokan’ny lisi-pifidianana, izay nahabe resaka teo aloha. Tanjona ny ho fiatrehana ny fifidianana madio amin’ny taona 2028. Amin’izay fotoana izay no hisy fifidianana manaraka indray, handraisan’ny vahoaka malagasy anjara […]

Herinandro fiaraha-mivavaka: hiteny ny raharaham-pirenena ny FFKM

Hotanterahina etsy amin’ny FLM, 67 ha, rahampitso, ny herinandro fiaraha-mivavaka iarahana amin’ny FFKM. Nam­baran’ny loharanom-baovao iray fa hiteny sy hanana ny hambarany manoloana ny raharaham-pirenena ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy. Raha tsiahivina, anisan’ny nivoitra tamin’ny fanambarana tany Morondava ny volana desambra teo taorian’ny Ko­mity foibe faha-46 ny antso avo ny tokony […]

Kaominina Antananarivo Renivohitra: lany ho ben’ny Tanàna Ramanantsoa Harilala

Nohamafisin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf) etsy Anosy, omaly, ny maha ben’ny Tanànan’Antananarivo an-dRamanantsoa Harilala. Nahazo 43,24 % tamin’ny vato manankery izy. Tsy nanova ny voka-pifidianana nibatan’ny kandidàn’ny Irmar fandresena ny nanafoanan’ny Taf ny vokatra tamin’ny birao fandatsaham-bato miisa 40 noho ny tsy fitovian’ny isa tamin’ireo taratasin-datsabato (PV). […]