Taratra

Herinandro maneran-tany ho an’ny marenina : nanomezan-danja ny zo amin’ ny teny tanana

Nankalaza ny Herinandro maneran-tany ho an’ny marenina, izay nanomboka ny 23 hatramin’ny 29 septambra, ny Akanin’ny Marenina 67 ha, omaly. Lohahevitra nanamarihana izany ny “Mirotsaka ho amin’ny zo amin’ny teny tanana”. Manodidina ny 2 hetsy ny isan’ny marenina eto Mada­ga­sikara, raha ny antontanisa nivoaka farany. Eto Anta­na­na­rivo ny 20 000 […]

Andron’ny InTra : Iorenan’ny asa eto Madagasikara

Notanterahina, omaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny fankalazana ny andron’ny Institut national du travail (InTra). Hetsika voalohany notontosaina teto Madagasikara, niaraha-niasa tamin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT). Mifototra amin’ny fanohanana ireo orinasa manodidina ny 100, sokajy samihafa, eto amin’ny Nosy, ny hetsika ataon’izy ireo amin’ny ankapobeny. Tanjona ny hampiroboroana […]

Hiarovana amin’ny tazo: hizara lay 14 tapitrisa ho an’ny distrika 105 ny minisitera

Paikady iray hisorohana ny aretina tazo ny fampiasana lay misy fanafody. Vokatry ny ezaka natao, nihena ny tahan’ny zaza latsaky ny 14 taona voan’ny aretina tazo. Nidina koa ny isan’ny olona matin’ny aretina. Mbola mamely ny aretina tazo eto Madagasikara, amin’izao fotoana. Satria, io no antony faharoa hanatonan’ny olona ny […]

INDRAY MIJERY

Mpilatsaka an-tsitrapo vaovao roa an’ny Jica no naterina tany amin’ny toerana hamitany iraka, any amin’ny sampandraharaham-paritry ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena Itasy, sy ny minisiteran’ ny Fambolena sy ny fiompiana eto Analamanga, taorian’ ny fianarana teny malagasy nandritra ny iray volana. Efa nanao fitsidihana ara-pomba fanajana teny anivon’ny minisiteran’ny […]

Fikambanana Vendée Akamasoa : nahazo toeram-pitsaboana Antolojanahary

Vita ny toeram-pitsaboana eny Antolojanahary, an’ny fi­ka­m­banana Akamasoa tantanin’i mompera Pedro. Nanohana ny fananganana ny ftodrafitrasa ny département de la Vendée (Fran­tsa) rehefa nahita ny eza­ka nataon’i Mompera sy ny mpiara-miasa aminy. Nanom­bo­ka ny taona 2010 no nijoro ny fikambanana Vendée Aka­ma­soa hanao tantsoroka ny asa samihafa entina hanatsarana ny […]