Tonga maro nanatrika ny seho natolotry ny tarika Mage 4 tetsy Mahamasina ireo mpankafy azy ireo hatramin’izay. Feno tanteraka ny Kianjan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mahamasina, omaly. Fotoana nampisehoana sy nihiran’i Toky voalohany teo anatrehan’ireo mpankafy. Nampitondraina ny lohateny hoe : “Hatramin’ny farany”. “Nateraka ho ato amin’ny tarika Mage 4 ny […]
Taratra
Rija Ramanantoanina : niavaka ny 35 taona an-tsehatra
Fandaharan-kira, nanome fahafaham-po ireo mpitia Rija Ramanantoanina. Ny tolotra nomena teny an-tsehatra, nanana endrika isan-karazany. Nahitana an’i Rija Ramanantoanina sy ireo mpanaraka azy amin’ny zavamaneno sy feo. Tao koa ny fampiaraham-peony tamin’ny antoko mpihira APL. Ny mpitendry zavamaneno, ireo andrarezina sy ny tanora manana ny maha izy azy no tafiaraka […]
Faradoboka faha-35 taonan’ny tarika Rebika: nanjakan’ny fifankatiavana ny tsiahy an-dRampal
Nafana ny fiarahana teo amin’ny tarika Rebika sy ny mpijery tetsy Antsahamanitra. Nifamatotra akaiky ireo mpijery sy ny teny an-tsehatra… Niboiboika ny fifankatiavana teo amin’ny roa tonta… Feno Antsahamanitra! Nanakoako teny an-toerana, omaly, nandritra ny fampisehoana nanakatonana ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny tarika Rebika, ireo hira nahafantarana sy nampalaza ity tarika […]
Fanatanjahantena: fikoloam-bika sy fanenana vatana ny tena antony hanaovan’ny vehivavy azy
Tsara ny mikotrana sy manao fanatanjahantena. Tsy natokana ho an’ny lehilahy irery ihany fa efa maro koa ny vehivavy mikotrana. Mila ezaka sy fikirizana ary mahafoy fotoana hatrany rehefa te hanana vokatra tsara. Hanatsarana bika, hanenana ary hanangezana vatana ny tena mandrisika ny vehivavy hanao izany. Miha maro ny vehivavy […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny kandidà ho ben’ny Tanàna, Antananarivo, Rinah Rakotomanga, fa vonona sy miasa ny ekipany ka tsy misy atahorana ireo mpifaninana aminy. “Efa ela isika no naniry hilatsaka ben’ny Tanànan’Antananarivo saingy izao vao tanteraka”, hoy izy. Nohitsiny fa tsy miaraka amin’ny fitondrana amin’izao intsony ny tenany nefa tsy mpanohitra ihany koa. […]




