“Matoa ny sekretera mpanatanteraky ny Sadc nanao tolo-kevitra hoe i Madagasikara no hitarika ny Sadc, hita hoe firenena efa manana fahamarinan-toerana politika izany i Madagasikara”, hoy ny fanazavan’ny mpahay lalàna, i Fanahimanana Tiaray, ny amin’ny handraisan’i Madagasikara ny fitarihana ny Sadc sy fihaonana an-tampony amin’izany amin’ny 2025. Raha firenena mikorontana, […]
Taratra
Foto-drafitr’olona
Be ny fotodrafitrasa natao sy vitan’ny fitondrana tamin’ny fe-potoam-piasana voalohany. Arahaba soa, arahaba tsara… Izay minia mikimpy ihany no tsy mahita: tsy misy distrika hadino? Amin’izao fe-potoam-pitondrana faharoa izao, anisan’ny vaindohan-draharaha ny lafiny maha olona na ny sosialim-bahoaka. Vao nampahatsiahivin’ny filohan’ny Repoblika rahateo tamin’ny fanolorana ny governemanta vaovao fa […]
Birao politikan’ny MMM, Ramaroson Laurent: “Sarotra ny hanantena an’io governemanta io”
Maromaro ireo mpanao politika naneho hevitra, taorian’ny fitsanganan’ny governemantan’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Anisan’izany ny eo anivon’ny birao politikan’ny MMM, Ramaroson Laurent. Nambarany fa afaka telo volana na hatramin’ny faran’ny taona any vao tena hihodina tanteraka sy ho afaka hampandeha ny raharahany avokoa ireo minisitera ireo. Mbola olana hafa koa ny […]
TSELATRA
Olona iray namoy ny ainy vokatry ny lozam-piarakodia tao Fenoarivo Atsinanana, omaly. Taksiborosy hihazo an’i Mananara Avaratra ity tra-doza tampoka teny am-pandehana ity. Voalaza fa tratran’ny olana ara-teknika ilay taksiborosy ka nivadika avy hatrany. Trano 85 tafo indray kila hotohoton’ny afo tao amin’ny fokontany Morafeno Farafangana, ny sabotsy alina teo. […]
Niafina tany anaty fasana : maty voatifitry ny zandary i Lelin sy i Leja
Maty rotiky ny balan’ny zandary tao Foulpointe ny jiolahy roa fantatra amin’ny anarana hoe i Lelin sy i Leja, raindahiny amin’ny fanafihana. Nisitrika tao anaty fasana cimetière ireto jiolahy ireto mialoha ny hanao fanafihana. Teo am-piomankomanana ny hanao ny asa ratsiny ry zalahy no nisy nahatsikaritra tao amin’io fasana io. […]




