Taratra

Fanjifana : nidangana ny vidim-piainana nandritra ny enim-bolana voalohany

Niakatra 7,2% ny tahan’ny sondrobidim-piainana (inflation) eto Madagasikara, ny volana jona teo, raha oharina ny tamin’ny volana janoary. Niakatra 5,2% ny vidin’ireo entana nafarana teo anelanelan’ny volana jona 2023 sy ny volana jona 2024. Tafakatra 7,2% ny tahan’ ny sondrobidim-piainana nandritra ny enim-bolana voalohany tamin’ity taona 2024 ity, raha 7,4% […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao ao amin’ny Kianja Côte d’or Maurice, rahampitso, ny lalao mandroso hikatrohan’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Fihaonana savaranonando hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Efa any an-toerana ny ekipa malagasy ary vonona ny hiatrika izany. Miandry ny famoahan’ny Me Rôrô, mpanazatra ny Barea de Madagascar, ny lisitry […]

Rally Boeny: mitarika i Fred sy i Mick

Mizotra antsakany sy andavany ny “Mobil Rally of Boeny”. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rallye, tanterahina any Mahajanga. Fihaonana karakarain’ny Gojang. Nanjakan’ny klioba Asacm ny andro faharoa nanatontosana ny dingana manokana “ES” miisa 6. Izy ireo avokoa mantsy no tafiditra telo voalohany. Mitarika anefa i Fred […]

Zone 7 Basket-ball : nandresy an’i Comores ny Ankoay U16

Eo am-panomanana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Afrobasket”, natokana ho an’ny latsaky ny 16 taona, ny ekipam-pirenena malagasy. Miatrika ny fifanintsanana Zone 7 ihany koa izy ireo any Diego. Nanomboka ny alakamisy 15 aogositra teo ny fifanintsanana ho an’ny faritra faha-7, hahazoana ny tapakilan’ny “Afrobasket U16”, lehilahy sy vehivavy. […]