Taratra

Festival 321 andiany faha-6: manana ny hoaviny mamiratra ny soradihy

Iray amin’ireo hetsika momba ny dihy nahatafapetraka zavatra maro ny « Festival 321 ». Ankoatra izay, mitohy ny dia… Naneho ny hoavy manaraka ny andiany faha-6. Nanomboka ny 5 aogositra ka hifarana anio, ny andiany faha-6 amin’ ilay hetsika lehibe momba ny dihy nampitondraina ny lohateny « Festival 321 ». Niom­pana amin’ny lohahevitra « Art […]

Lozam-pifamoivoizana: miankina amin’ny toe-javamisy ny fanefan’ ny trano fiantohana ny vidin-takaitra

Mampitaraina ny ankamaroan’ny tompona fiara ny fikarakarana sy fahazoana tombon­tsoa amin’ny trano fiantohana rehefa misy ny loza mitranga. Miankina amin’ny zava-misy kosa ny fanefan’ny trano fiantohana ny vola mifandraika amin’ izany. Anisan’ny mampimenomenona ny tompona fiara sy mpamily maro ny fahelana sy fivoahan’ny vola any amin’ny trano fiantohana rehefa misy […]

Fantina sy fintina

Mbola mitoetra ny lonilony sy ny halako bika tsy tiako tarehy ataon’ny mpitondra, araka ny nam­bara’ny filoha nasionalin’ny HVM, Rakotovao Rivo, omaly. Anton’izany ny tsy nanohanan’ny fitondrana ny firotsahan-kofidin’ny filoha teo aloha, Rajaonarimam­pia­nina Hery, ho filohan’ny Vondrona afrikanina. “Efa maro anefa ireo mpanohana sy niaiky ny fahaizany”, hoy izy. “Tena […]

Ny erikerika mahatondra-drano

Samy manana ny fisainany sy ny fandraisan-javatra ilay Malagasy. Indrisy fa mirona any amin’ny fomba fijery miiba hatrany amin’izay atao ny maro anisa. Raha mandinika ny zava-misy dia tena mahavalalanina hoe, angaha dia tsy misy afa-tsy ny zava-dratsy ary eto amin’ity firenena ity? Tena efa mahavariana sy mahalasa saina. Sarotra […]

Fanolorana PGE teny Tsimbazaza: voalamin’ny tsangan-tanana ny savorovoro

Depiote 45 nanaiky, valo nivoaka ny efitrano fivoriana. Izay ny tsangan-tanana taorian’ ny adihevitra ny amin’ny fanoloran’ny Praiminisitra Ntsay Christian na tsia ny progra­manasa fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanja­kana (PGE) teny amin’ny An­te­nimierampirenena, Tsimba­zaza, omaly. “Tokony ho teo ani­von’ny filankevitry ny governemanta no nametrahana programa fanatanterahana ny PGE”, hoy, ohatra, […]