Taratra

Sombim-baovao

Tsy tafita amin’ny dingana manasa-dalana, lalao Olympika Paris 2024, i Sidonie Fiadanantsoa, Ma­lagasy vehivavy mpihazakazaka 100 m misy fefy. La­harana fahenina izy omaly, ary 13 segondra sy 12 ampahazatony no nahavitany ny hazakazaka. Mihintsana izy taorian’izay “répechage” nataony omaly izay. Resin’i Afrika Atsimo tamin’ny isa 3 no ho 0, i […]

“ASIEF 2024”: Lalao basikety 16 no hatao anio

Miditra amin’ny andro fa­hadimy, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, Asief (Association sportive in­terministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) any Antsi­ra­be. Ho an’ny taranja basikety, efa nanomboka ny alarobia teo ny fifanintsanana ary lalao 16 avy hatrany no hatao ho amin’ny anio, eny amin’ny Kianja mi­ta­fo, anatiny sy ivelany, ary […]

Afrobasket U18: tsy mandray anjara i Madagasikara noho ny antony tsy mazava

Tsy misy mahalala ny olana eo amin’ny Federasiona malagasin’ny basikety ny rehetra. Fantatra nefa fa tsy ao anatin’ireo firenena mandray anjara amin’ny “Afrobasket” atao any Afrika Atsimo i Madagasikara izay efa “qualifiés d’office”. Hotanterahina any Johannesburg Afrika Atsimo, ny 1 hatramin’ny 14 septambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho […]

Germain, tale jeneralin’ny hetra : « Manenjika 4 635 miliara Ar ao anatin’ny kitapom-bolan’ny fanjakana izahay »

Sehatra iray mampimenomenona olona maro ny fomba fiasa eny anivon’ny ivon-ketra isan-tsokajiny. Manginy fotsiny ny vola aloa. Mi­tondra fanazavana mahakasika izany ny tale je­neralin’ny hetra, Germain. * Gazety taratra (*): Andriamatoa Tale jeneraly, inona avy tompoko ny karazan-ketra tokony haloa eto Madagasikara? – Germain, tale jenera­lin’ny hetra (-): Maro ny […]