Taratra

Minisiteran’ny Asa Vaventy : tratra ilay mpisoloky milaza fa maha tafiditra mpiasa

Nametraka fitoriana teny amin’ny zandarimaria, sampana heloka bevava ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP). Voalaza fa misy olona iray milaza fa maha tafiditra mpiasa ao amin’ny minisitera. Mampiasa karapanondro sandoka izy, ka miisa 12 ny olona voasolokiny, nangalany vola 1,4 tapitrisa Ar tsirairay avy. Nanao fanadihadiana ny zandary, notarihin’ny kolonely Ravelomanana […]

Taxi-borosy nifandona : maty tsy tra-drano ny mpamily niampy ny mpandeha roa

Nitera-doza indray! Namoy ny ainy ny mpamily iray sy olona roa hafa vokatry ny fandehanana mafy nataon’ny taxi-borosy teny amin’ny RN12, omaly. Miseo lany ny lozam-pifamoivoizana noho ny tsy fitandreman’ny mpamily tato ho ato. Taxi-borosy mampitohy an’i Mana­kara sy Fianarantsoa niharan-doza teo amin’ny Bac Namo­rona, anatin’ny lalam-pirenena faha-12, omaly maraina. […]

“1st Mobil Rally of Boeny” : mirefy 131, 400 km ny dingana manokana

Hotanterahina any Boeny, ny 15 hatramin’ny 17 aogositra ho avy izao, ny “1st Mobil Rally of Boeny”. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Namba­ran’ny Team Gojanga, mpikarakara tamin’ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety natao omaly, teny Ankoron­drano, fa miisa 14 ny dingana manokana “ES” amin’ity izay mirefy 131, 400 […]