Ho ambohipihaonan’ireo mpanakanto zokiny nivoy sy mivoy ary mbola hivoy ny rap sy ireo mpankafy ny sehatra maitso Analamahitsy, ny tolakandron’ny alahady 28 jolay ho avy izao. Fampisehoana tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-50 nahaterahan’i Slam Jah, izay mpikarakara ity hetsika ity rahateo no hotontosaina eny an-toerana. Tanjona ny […]
Taratra
« Manala azy vita Bac»: ilay fotoana isan-taona amin’ny Olombelo Ricky
Andiany faha-33 ny amin’ity taona ity … Fa mbola mitoetra hatrany ny « Manala azy vita Bac », an’ny tarika Olombelo Ricky. Hiova lasy kely, fa hitazona ny laza efa napetraka kosa ny seho amin’ity. Sabotsy 27 jolay, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Kianja Annexe Barea Mahamasina. Niova […]
TARATRY ny KANTO
“Vazo miteny any Ambatolampy”, miaraka amin’ Ifanihy. Ao amin’ny Akany Soanampiana Ambatolampy no hotontsaina ity fiarahana ity, ny sabotsy 27 jolay izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Fotoana iray araka ny nangatahan’ny mpankafy farany izy ity, ka hitondran’Ifanihy ireo hirany efa tany amin’ny taona 1984 hatramin’izao. Efa tokony hiroso amin’ny […]
Gasy Ploit- 10 taona : santatry ny fankalazana ny « Urban mood »
Natao teny amin’ny Ethnika Analakely, omaly, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny mahakasika ny hetsika “Urban mood”. Hotanterahina ny sabotsy 27 jolay 2024, eny amin’ny PK 0 Soarano, ny «Urban Mood». Hetsika karakarain’ny Gasy Ploit, tohanan’ireo mpiara-miasa maro. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Gasy Ploit ity […]
Fitrandrahana harena an-kibon’ny tany : heverina ho mitondra vintana sy vokatsoa eo amin’ny olona ny vato
Manan-karena amin’ny harena voajanahary i Madagasikara. Anisan’izany ireo karazam-bato samihafa mivoaka sy hita eto an-toerana. Mahaliana ny vahiny izy ireny noho izy miavaka sy tsy fahita firy any amin’ny firenena hafa. Ahitana karazam-bato maro ny faritra rehetra manerana ny Nosy fa samihafa avokoa ny anarany sy ny endriny. Misy anefa […]




