Taratra

Ny manana no manome: Ratsy taiza ny Malagasy sasany

« Ny valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza”, hoy ny ohabolana malagasy manamafy ilay lamina voajanahary: “izay manana ihany no manome”! Manam-be tokoa ny Malagasy… Omeny sy aparitany eny amin’ny fiarahamonina izany! Tanora malagasy, tsy manaja raiamandreny. Ny zaza malagasy tsy manaja mpampianatra, sns. Olona tsy manome hasina. Olona mpanivaiva… Ka izay […]

Jiolahy mpampihorohoro tao Toamasina : mpiray tambajotra amin’ny asa ratsiny ny reniny, polisy teo aloha

Jiolahy raindahiny sy ny namany hafa ary ny reniny izay polisy, naiditra von­jimaika am-ponja tamin’ny volana jona lasa teo. Ani­san’ny jiolahy mpamerin-keloka sy efa manana ny tambajotra matanjaka sy mahery vaika amin’ ny asan-jiolahy izy ireo. Voasambotry ny polisy tao amin’ny Bazary kely Toamasina ny tovolohay 34 taona sy ny […]

“Can 2025”: miray vondrona amin’i Comores i Madagasikara

Nivoaka omaly ny fitsinjarana isam-bondrona amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny amboaran’ny “Can Maroc 2025”. Ao amin’ny vondrona « A » i Madagasikara.  Notontosaina omaly, tany Afrika Atsimo, ny antsapaka hahalalana izay firenena mpiray vondrona amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny “Can 2025”. Miray vondrona “A” amin’i Madagasikara indray ny Nosy rahavavy […]

FANTINA sy FINTINA

Nanambara ny fiadidiana ny Repoblika fa hivory voalohany ny Antenimierampirenena ny talata 9 jolay izao, araka ny voalazan’ny Lalàm­pa­norenana. Anisan’ny lahadinika amin’izany ny fifidianana ny ho filoha sy ireo mpikambana anaty birao maharitra ary ireo vaomiera. Manana toerana filoha lefitra sy filoham-baomiera iray ny mpanohitra, araka ny fampitam-baovao. Hisolo ny […]