Taratra

Maka Alphonse : “Mila firaisankina isika amin’izao misy ny firenentsika izao”

Aorian’ny fifidianana izao… Tsy misy ny krizy politika, novoizina sy nitaizan’ny mpanao politika sasany ny vahoaka hatramin’izay: krizy aorian’ny fifidianana. Ahoana koa ny manaraka? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, i Maka Alphonse. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no hatao hampaharitra ny fitoniana amin’izao […]

SOMBIM-BAOVAO

Hitohy ny alahady 7 jolay ho avy izao, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, «Top 20», taranja rugby, sokajy Elite 2. Hifandona amin’izany ny CEA sy ny FBM Itaosy ary ny JSTA Ambondrona sy ny FTAT Anosibe. Rosa hifampitana amin’ny XV Family ary […]

Baolina kitra – Copa America: hidona amin’i Bresil sy i Uruguay

Tapitra omaly ny fifanintsanana isam-bondrona eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny kaontinantan’i Amerika, taranja baolina kitra, “Copa America”. Fihaonana tanterahina any Etazonia. Efa fantatra avokoa, araka izany, ireo ekipa 8 tafita hiatrika ny dingana ampahefa-dalana. Nahazo ny tapakila farany, ny seleçaon’i Bresil sy i Co­lom­bie, ho an’ny vondrona “D”. Anisan’ny […]

Atletisma : tafita hiatrika ny lalao Olympika i Sidonie

Anisan’ireo atleta tafita ary hiatrika ny lalao Olympika tanterahina any Paris France, i Sidonie Fiadanantsoa, mpihazakazaka amin’ny halavirana 100 m misy fefy. Ny laharana tsara misy azy eo amin’ny Federasiona iraisam-pirenena “world athletics” no nahatafakatra azy amin’izany. Raha tsiahivina, laharana faha-37 maneran-tany ny tovovavy ary manana isa 1 245. Hanatevin-daharana […]

Tsipy kanetibe – “Masters 2024” : laharana fahatelo, nahazo isa 8, ny ekipa malagasy

Mbola ao anatin’ireo ekipa efatra voalohany hiady izay ho lohany amin’ny “Masters 2024” taranja tsipy kanetibe i Madagasikara. Taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany, laharana fahatelo amin’ireo 7 mifaninana ny Malagasy. Namoaka ny isa azon’ ireo ekipa 7 mifaninana amin’ny “Masters 2024”, taranja tsipy kanetibe ny Quaterback, mpikarakara, taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany, […]