Tsy mazava sy tsy ampy ny hizorana amin’ny fanavaozana, araka ny nambaran’ny mpandalina politika, Raveloson Constant. Niaiky ny tenany fa tena nampandehanina ny firenena tamin’ireny jiro sy rano ireny. « Olana sy lesoka anefa ny tsy nanatanterahana ny tena fanavaozana ny Repoblika », hoy izy. Tsy misy faritra tokony havela ho diso […]
Taratra
Zotram-pifidianana : Ezahina ny hampandraisana anjara ny rehetra
Ao anatin’ny fanvaozana manontolo ny lisi-pifidianana ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni) amin’izao. Ao anatin’ny fitondrana Fanavaozana ihany koa… Nisy àry ny dinik’asa teny amin’ny foiben-toerany, Alarobia, omaly. Ho amin’ny fanovana manontolo ny lisi-pifidianana andaniny; ankilany, hizorana amin’ny vinan-tetiandro naroson’ny Ceni ho amin’ny fanatanterahana fifidianana. Nandray anjara tamin’izany […]
Aoka tsy hanao kinangananga!
Tena misy trangam-piarahamonina maro mahatonga saina eto amin’ny firenena, ankehitriny. Manginy fotsiny ny fanaovana politika hafahafa. Vazaha mody miady no betsaka, fa ilay vahoaka no miesona sy mitsetsetra. Tsy hijerena vanim-potoana na sokajin-kery ny resaka fa ilay tontolo amin’ny ankapobeny eto amin’ny firenena mihitsy. Mitambatra ao ny vola, ny […]
Fanavaozana ny fitsarana : Lehibe sy maika ny amin’ny ady tany
Amin’izao fitondrana Fanavaozana izao, miroso amin’ny fanavaozana koa ny tontolon’ny fitsarana. Natao teny Ivato, omaly, ny fivoriana, atrikasa, ho amin’ny fanavaozana ny sehatry ny fitsarana. Tanjona amin’izany ny handinihina sy hamaritana ary hametrahana izay laharam-pahamehana amin’ izay fanavaozana ilaina sy andrasana. Ho amin’ny fanatsarana ny fahombiazan’ny rafi-pitsarana izany. Eo koa ny […]
TSELATRA
Fiara roa indray no nifandona tetsy Andrefan’Ambohijanahary, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 6 ora latsaka fahefany. Fiara Sprinter iray no nidona mafy tamina Peugeot 205 fotsy nijanona teo amoron-dalana. Voatrongy avy ao aoriana ilay fiara ary mbola niroso nahavoadona olona nijanona tamin’ny sisin-dalana. Olona manodidina ny dimy ireo naratra ary […]





