Taratra

Distrikan’i Betroka : mitaraina ireo kandida tsy miankina

Samy nanao fanambarana ireo kandidà nilatsaka hofidina, tao amin’ny distrikan’i Betroka, ny faran’ny herinandro teo. Izy ireo izay samy kandidà tsy miankina avokoa. Tao anatin’izany no nanehoany ny heviny sy ny fahitany ary ny niainany ny zotram-pifidianana solombavambahoaka farany teo. Nilaza ny kandidà laharana fahatelo fa feno hosoka tanteraka ny […]

Kilalao mbola ho ela!

  Anio no hivoaka amin’ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana vonjimaika avy eny amin’ny Ceni. Raha ny fantatra dia misy ny lamina manokana hamoahana izany mba ho fitandroana ny mangarahara. Milaza rahateo ny tomponandraikitra fa mitandro toy ny anakandriamaso ny fahadiovan’ny asan’izy ireo. Porofon’izany ny fahafahan’ny tsirairay mankeny amin’ny birao, mijery […]

Kandidà Irmar : “Fanakorontanana ny fitabatabana hala-bato tsy misy fitoriana”

Manamafy ny kandida avy amin’ny Irmar fa niharan’ny hala-bato koa izy ireo. Tsy mitabataba sy mandrangaranga korontana anefa fa miady araka ny lalàna. “Ny fitabatabana fa misy ny hala-bato amin’ny haino am­an-jery sy amin’ny tambajotran-tserasera nefa tsy mitondra porofo ary tsy mitory amin’ny fitsarana dia midika fa fanakorontanana no tiana […]

TSELATRA

Nandrehitra kodiarana, nidina an-dalambe nanao fihetsiketsehana naneho ny fahatezerany mano­loana ny fahatapahan-drano ny fokonolona ao amin’ny fokontany Anjanahary, boriborintany fahadimy, omaly. Tsy nahazo rano nanomboka ny alahady 9 jona teo izy ireo. Mpitondra moto iray maty niharan’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny RN4, teny Andakana, afakomaly. Nianjera tany anaty lakandrano io mpitondra […]

Nikasa hanafika : jiolahy maty voatifitra teny Talata Volonondry

Rotiky ny balan’ny zan­dary nandritra ny fifandonana, tao amin’ny fokontany Am­baniandrefana sy Antanetibe, kaominina Talata Volonondry, afakomaly, ny jiolahy rainda­hiny iray. Nahazo fampitam-baovao tamin’olon-tsotra ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Talata Volonondry momba ny fisiana andian-jiolahy mikononkonona fanafi­hana tao amin’ireo fokontany roa ireo. Nidina teny an-toerana ny zandary tamin’io fotoana […]